Ezek 27
Fitomaniana ny faharavan’i Tira 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Manaova hira fitomaniana an’i Tira ianao, ry zanak’olona, 3 ka lazao amin’i Tira hoe: Ianao ry ilay…
Fitomaniana ny faharavan’i Tira 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Manaova hira fitomaniana an’i Tira ianao, ry zanak’olona, 3 ka lazao amin’i Tira hoe: Ianao ry ilay…
Teny mamely ny mpanjakan’i Tira 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, lazao ny mpanjakan’i Tira hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ny fonao nanandra-tena,…
Teny mamely an’i Ejipta 1 Tamin’ny taona faha-10, volana faha-10, andro faha-12n’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta ny…
Ny andron’i Iaveh amelezany an’i Ejipta 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, maminania ka ataovy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Midradradradrà ianareo! Endrey! izao…
Ilay sedera 1 Tamin’ny taona faha-11, volana fahatelo, andro voalohan’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, lazao amin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta sy amin’ny vahoakany maro…
Ny mamba 1 Tamin’ny taona faha-12, volana faha-12, tamin’ny andro voalohan’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, manaova hira fitomaniana an’i Faraôna, mpanjanak’i Ejipta, ka…
Ny mpaminany: mpitily 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, mitenena amin’ny zanaky ny firenena, ka lazao aminy hoe: Raha mandefa sabatra hamely ny tany anankiray…
Ireo mpiandry an’i Israely 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, maminania ny amin’ny mpiandry an’i Israely. Maminania, ka lazao aminy, dia amin’ireo mpiandry ireo hoe:…
Teny mamely ireo tendrombohitr’i Edôma 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona atodiho mankany amin’ny tendrombohitr’i Seira ny tavanao, ka maminania ny hanjò azy, manaova hoe:…
Tenin’Andriamanitra momba ireo tendrombohitr’i Israely 1 Ary ianao, ry zanak’olona, maminania amin’ny tendrombohitr’i Israely ka ataovy hoe: Ry tendrombohitr’i Israely, mihainoa ny tenin’i Iaveh: 2 Izao no lazain’ny Tompo Iaveh:…