Iz 46

Hirodana i Bela 1 Mirodana i Bela, miletsy i Nebô; ataingina eo ambony biby, eo ambony biby mpitondra entanany sariny. Ireo sampy izay nentinao dia ataingina toy ny entana mavesatra,…

Iz 47

Fitomaniana an’i Babilôna 1 Midìna, mipetraha amin’ny vovoka, ry virjiny, zanaka vavin’i Babilôna; mipetraha amin’ny tany, fa tsy amin’ny seza fiandrianana, ry zanaka vavin’ny Kaldeanina; fa ianao tsy hantsoina intsony…

Iz 48

I Iaveh irery no miasa sady Tompon’ny ho avy 1 Mihainoa izao, ry taranak’i Jakôba, ianareo izay antsoina amin’ny anaran’i Israely; nateraky ny loharanon’i Jodà, mianiana amin’ny Anaran’i Iaveh, ary…

Iz 49

Hira faharoan’ilay Mpanompon’i Iaveh 1 Mihainoa ahy, ry Nosy; mitandrema ianareo, ry firenena lavitra! I Iaveh efa niantso ahy hatrany am-bohoka, efa nilaza ampahibemaso ny anarako, hatrany an-kibon’i neny. 2…

Iz 50

Vonon-kamonjy hatrany Andriamanitra 1 Izao no lazain’i Iaveh: Aiza izay taratasy fisaorana an-dreninao, nisaorako azy? Iza no manan-trosa amiko, nivarotako anareo? Tsia, noho ny tsy fahamarinanareo ihany, no nivarotana anareo;…

Iz 51

Famonjena ny zanak’i Abrahama 1 Mihainoa Ahy, ianareo izay manaraka ny marina, izay mitady an’i Iaveh. Diniho ny vatolampy nanendahana anareo; sy ny tany fihadiam-bato nangalana anareo. 2 Diniho i…

Iz 52

1 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao, ry Siôna! Tafio ny fitafiana fitondranao amin’ny fety, ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa ny tsy miforasy ny maloto tsy hiditra eo aminao intsony….

Iz 53

1 «Iza no nino, izay renay, ary iza no nanehoana ny sandrin’i Iaveh?» 2 Fa nisondrotra teo anatrehany Izy, tahaka ny hazo madinika marefo, tahaka ny solofon-kazo mitsiry amin’ny tany…

Iz 54

Ho maro anaka i Jerosalema 1 Mihobia an-kafaliana, ry momba, izay tsy niteraka; mampisehoa hafaliana sy firavoravoana lehibe, ry tsy nihetsi-jaza; fa ny zanak’ilay narianano maro, noho ny zanak’izay manam-bady,…

Iz 55

Sakafon’ny mahantra 1 Ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa atỳ amin’ny rano, na dia ianareo tsy manam-bola aza; avia mividiana vary, ka mihinàna; avia hividy tsy amim-bola, na takalo, hividy divay…