Iz 36

Fanafihan’i Senakeriba an’i Jerosalema 1 Tamin’ny taona faha-14, nanjakan’i Ezekiasa, niakatra i Senakeriba, mpanjakan’i Asiria, hamely ny tanàna mimanda rehetra any Jodà, ka nahafaka ireny. 2 Ary nirahin’ny mpanjakan’i Asiria…

Iz 37

Filana hevitra amin’i Izaia mpaminany 1 Nony nandre izany teny izany i Ezekiasa, dia notriariny ny fitafiany, notafiny ny lasàka, lasa izy nankao an-tranon’i Iaveh. 2 Ary nirahiny i Eliasima,…

Iz 38

Aretin’i Ezekiasa sy fahasitranany 1 Tamin’izany andro izany, narary efa ho faty i Ezekiasa. Ary tonga tao aminy i Izaia, zanak’i Amôsa, nanao taminy hoe: «Izao no lazain’i Iaveh: Omeo…

Iz 39

Masoivohon’i Babilôna 1 Tamin’izany andro izany, i Merôdàka-Baladàna, zanak’i Baladàna mpanjakan’i Babilôna, nampitondra taratasy amam-panomezana ho an’i Ezekiasa, fa efa reny ny naharariany sy ny nahasitranany. 2 Faly i Ezekiasa…

Iz 40

Ny niantsoana an’ilay Mpaminany 1 «Ampionony, ampionony ny vahoakako,» hoy ny Andriamanitrareo. 2 Mitenena amin’ny fon’i Jerosalema, ary ataovy antso avo aminy, fa tapitra ny fanompoany, voaonitra ny helony, voarainy…

Iz 41

Asa iantsoan’Andriamanitra an’i Sirosy. 1 Mangina hihaino Ahy ianareo, ry nosy, ary aoka ny firenena hamelombelona ny heriny, ka hanatona sy hiteny! Andeha isika hiaraka ho eo amin’ny fitsarana 2…

Iz 42

Tapany voalohany 1 Indro ny mpanompokoizay tantanako; ilay voafidiko ka sitraky ny foko; napetrako ao aminy ny fanahiko; hamoaka fahamarinana ho an’ny firenena izy. 2 Tsy hiantso mafy izy, na…

Iz 43

Fanafahana an’i Israely 1 Ary ankehitriny, izao no lazain’i Iaveh, dia ilay nahary anao, ry Jakôba, sy namorona anao, ry Israely: «Aza matahotra fa Izaho efa nanavotra anao, Izaho efa…

Iz 44

Tso-drano ho an’i Israely 1 Ary ankehitriny, mihainoa, ry Jakôba mpanompoko sy ianao, ry Israely voafidiko. 2 Izao no lazain’i Iaveh, izay nanao anao, sy namorona anao hatrany am-bohoka, sady…

Iz 45

Tenin’Andriamanitra manasoa an’i Sirosy 1 Izao no lazain’i Iaveh, amin’ilay voahosony, amin’i Sirosy, izay notantanako tamin’ny tanany havanana, mba handavo ny firenena rehetra eo anatrehany, sy hamaha ny fehikibon’ireompanjaka, ary…