Iz 26
Hira fandresena 1 Amin’izany andro izany hohiraina ao amin’ny tanin’i Jodàizao hira izao: «Manana tanàna mafy isika! Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. 2 Vohay ny vavahady, avelao…
Hira fandresena 1 Amin’izany andro izany hohiraina ao amin’ny tanin’i Jodàizao hira izao: «Manana tanàna mafy isika! Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. 2 Vohay ny vavahady, avelao…
1 Amin’izany andro izany i Iaveh hamaly, amin’ny sabanysady lehibe no mahery, an’i Leviatàna ilay menarana faingam-pandeha, an’i Leviatàna ilay menarana miforiporitra, ka hamono ilay bibibeizay ao an-dranomasina. Ny voalobok’i…
Fampitandremana an’i Samaria 1 Loza ho an’ny diadema be avonavon’nympimamo ao Efraima, sy ny voninkazo mora malazo famirapiratan’ny fihaingoany, eny an-tampon’nylohasaha lonaka misy an’ireo lehilahy mamon’ny divay. 2 Indro fa…
Momba an’i Ariela 1 Loza ho an’i Ariela, dia i Ariela, ilay tanàna nilasian’i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingerina ireo fety lehibe, 2 dia hoporetiko mafy i…
Teny famelezana an’ireo solontena nankany Ejipta 1 Loza ho an’izay zaza maditra – teny ton’i Iaveh, izay manao fikasana nefa tsy ombako; sy manao fanekem-pivavahana, nefa tsy omban’ny fanahiko, ka…
Teny famelezana an’i Ejipta 1 Loza ho an’ireo izay midina hitady vonjy any Ejipta; miantehitra amin’ny soavaly, ary mitoky amin’ny kalesy, noho ny hamaroan’ireny, sy amin’ny mpitaingin-tsoavaly, noho izy matanjaka;…
Ilay mpanjaka manaraka ny marina 1 Indro misy mpanjakahanjaka araka ny rariny; ary ny mpifehyhitondra araka ny hitsiny. 2 Ka izy ireo dia samy ho fiarovana amin’ny rivotra; ho fialofana…
Salamo fanantenana an’i Iaveh 1 «Loza ho anao, ry mpandrava, mbola tsy noravana, ry mpandroba, tsy mbola norobaina! Rehefa nitsahatra ny nandrava ianao, dia horavana; rehefa tapi-nandroba ianao, dia horobaina.»…
Ny niafaran’i Edôma 1 Manatòna hihaino, ianareo firenena, mampandria sofina, ianareo vahoaka! Aoka hihaino avokoa ny tany mbamin’izay rehetra ao aminy; izao tontolo izao mbamin’ny vokatra rehetra avy aminy. 2…
Fitsaràn’Andriamanitra 1 Hifaly ny efitrasy ny tany karankaina, hiravoravo ny tany lemaka lava volo, 2 ary hamony tahaka ny narsisa; hirakotra voninkazo sy hientan-kafaliana ary hanao hoby firavoravoana izy. Homena…