Iz 16

Mialokaloka ao Jodà ny Moabita 1 Alefaso ny zanak’ondry mpanapakany tany, avy any Petrà, hamaky ny efitra, ho any an-tendrombohitry ny zanakavavin’i Siôna. 2 Tahaka ny vorona mandositra tahaka ny…

Iz 17

Momba an’i Damasa 1 Faminaniana ny amin’i Damasa. Indro fa i Damasa voaesotra tsy ho isan-tanàna intsony; dia ho korontan-javatra foana izy! 2 Ny tanànan’i Aroerailaozana, nafoy ho an’ny biby…

Iz 18

Tenin’Andriamanitra mamely an’i Kosa 1 Eh, ry tanyizay andrenesana ny fisasasasan’ny elatra, any an-dafin’ny onin’i Kosa, 2 izay mandefa irakaeny ambony ranomasina, amin’ny lakan-jozoro ambonin’ny vohon-drano! Mandehana ianareoiraka faingam-pandeha, mankany…

Iz 19

Teny famelezana an’i Ejipta 1 Faminaniana ny amin’i Ejipta. Indro i Iaveh, mitaingin-drahona maivana miditra any Ejipta. Ka ny sampin’i Ejipta, mangovitra eo anatrehany, ary ny fon’i Ejipta mihonaka ao…

Iz 20

Ambara fa ho azo i Azota 1 Tamin’ny taona nahatongavan’i Tartananirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria tany Azota, sy nanaovany fahirano azy, sy nahafahany azy, 2 tamin’izany andro izany niteny i Iaveh…

Iz 21

Hirodana i Babilôna 1 Faminaniana ny amin’ny efitry ny ranomasina. Tahaka ny firimorimon’ny tadio mihazo any amin’ny atsimo, avy any an’efitra izany, amin’ny tany mahatahotra. 2 Misy fahitanamahatsiravina naseho tamiko:…

Iz 22

Teny famelezana ny hafanam-pon’i Jerosalema be loatra 1 Faminaniana ny amin’i Lohasahan’ny fahitana. Maninona ity ianao, no miakatra ambony tafon-trano avokoa, 2 ry tanàna be horakoraka sy feno tabataba, ry…

Iz 23

Ny hanjò an’i Tira sy i Sidona 1 Faminaniana ny amin’i Tira. Migogogogoa, ry sambon’i Tarsisa, fa rava izy! Tsy misy rano intsony, tsy misy hidirana intsony! Avy any amin’ny…

Iz 24

Fitsarana 1 Indro i Iaveh handrava ny tany manontolo sy hanavitsy ny mponina aminy, ny vohon’ny tany hakorokorony; ary ny mponina haeliny. 2 Ary ho sahala ihany no hanjò ny…

Iz 25

Vavaka fisaorana 1 Iaveh ô, Andriamanitro Ianao; hankalaza Anao aho, hidera ny Anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Ianao; mahatoky sy maharitra ny fikasanao vita ela. 2 Fa ny tanànanataonao…