Ekl 17

1 Nataon’Andriamanitra tamin’ny tany ny olombelona, ary asainy hiverina amin’ny tany izy. 2 Andro voaisa fotoa-manam-petra no naraikiny ho an’ny olombelona, ary nomeny fahefana amin’ny zavatra rehetra etỳ an-tany izy….

Ekl 18

Lehibe Andriamanitra 1 Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy an-kanavaka. 2 Ny Tompo irery no marina. 3 Tsy misy olona nataony hahatanisa ny asany. Ary zovy no…

Ekl 19

1 Ny mpiasa manaram-po amin’ny divay, tsy mba hanan-karena; izay tsy mikarakara ny kely ananany ho latsaka vetivety amin’ny faharavana. 2 Mampiavona ny olona manan-tsaina ny divay sy ny vehivavy,…

Ekl 20

Fanginana sy fitenenana 1 Misy anatra tsy tandrifin’ny tokony hanaovana azy, ary misy mangina, maneho fahamalinana. 2 Aleo mananatra, toy izay mirehi-katezerana ao am-po, ary izay mitsotra, dia hierem-patiantoka. 3…

Ekl 21

Fahotana samihafa 1 Anaka, manota va ianao? Aza manao izany intsony. 2 Mandosira toy ny eo anatrehan’ny bibilava, eo anatrehan’ny fahotana; fa raha manatona azy ianao, hokaikeriny. Nifin-diona ny nifiny,…

Ekl 22

Ny kamo 1 Sahala amin’ny vato feno maloto ny kamo, ka akorain’ny olona rehetra ny fahafaham-barakany. 2 Sahala amin’ny vongan-taim-biby ny kamo, ka izay mandray azy manifikifi-tanana. Ny zaza ratsy…

Ekl 23

1 Tompo ô, ry Ray sy Tompo tokan’ny aiko, aza afoinao ho amin’ny hevitry ny molotro aho, ary aza avelanao aho hahita izay hahalavo ahy eo! 2 Iza no hampahatsiaro…

Ekl 24

1 Midera ny tenany ny fahendrena, ary manome voninahi-tena eo amin’ny vahoakany izy. 2 Miloa-bava eo amin’ny fiangonan’ny Avo Indrindra izy, ary manome voninahi-tena eo anatrehan’ny fiandrianany, hoe: 3 «Nivoaka…

Ekl 25

Ohabolana 1 Misy zavatra telo ankasitrahiko, sady tsara izy ireo eo anatrehan’ny Tompo sy ny olombelona: dia ny fifanarahan’ny mpirahalahy, ny fifankatiavan’ny mpihavana, ary ny fifanarahan’ny mpivady tsara. 2 Fa…

Ekl 26

1 Sambatra ny vadin’ny vehivavy tsara fanahy, ary hampitomboina avo sasaka ny andro iainany. 2 Ny vehivavy mahery fo, dia fifalian’ny vadiny, izay miadana amin’ny taona iainany. 3 Anjara soa…