Eks 21

Lalàna momba ny olona andevozina 1 «Izao no lalàna homenao azy ireo: 2 Rehefa hividy mpanompo hebrio ianao, enin-taona no hanompoany, fa amin’ny taona fahafito dia hiala izy ka afaka…

Eks 22

1 «Raha misy olona mangalatra omby na zanak’ondry, ka mamono izany na mivarotra, dia honerany omby dimy ny omby iray ary zanak’ondry efatra ny zanak’ondry iray.» 2 «Raha misy mpangalatra…

Eks 23

Ny rariny. Ny adidy amin’ny fahavalo 1 «Aza manely tsaho tsy marina. Aza manampy ny ratsy fanahy ka mitsangan-ko vavolombelona manombotomboka. 2 «Aza momba ny maro hanao ratsy; raha misy…

Eks 24

1 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Môizy: «Miakara atỳ amin’i Iaveh ianao sy i Aarôna, i Nadaba sy i Abiò, ary loholona fitopolo amin’i Israely, ka mbola lavitra dia miankohofa. 2…

Eks 25

Ny hoenti-manana ny tabernakla 1 Dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Ilazao ny zanak’i Israely mba hanokan-javatra hafoy ho Ahy, ka horaisinareo amin’izay olona rehetra mahafoy an-tsitrapo…

Eks 26

Ny Fonenana. Ireo lamba sy rakotra. 1 «Ny hanaovana ny Fonenana dia ambainy folo; ny hanaovana azy ireo dia amin’ny rongony madinika voahasina, sy amin’ny jaky volomparasy, amin’ny kajy mangatrakatraka,…

Eks 27

Ny ôtely hasiana ny sorona dorana. 1 «Hanao ôtely amin’ny hazo akasià ianao: dimy hakiho ny halavany, dimy hakiho ny sakany, ka hitovy efatra ny lafiny, ary telo hakiho ny…

Eks 28

Ny akanjon’ny mpisorona 1 «Asaovy manatona anao i Aarôna rahalahinao, mbamin’ny zanany, ao amin’ny zanak’i Israely, mba ho mpisorona amin’ny fanompoana Ahy, dia i Aarôna, i Nadaba, i Abiò, i…

Eks 29

Fanamasinana an’i Aarôna sy ireo zanany. Fanomanana 1 «Izao no ataovy amin’ny fanamasinana azy ireo ho mpisorona ho Ahy: Makà vantotr’ombalahy iray sy ondralahy roa, samy tsy misy kilema. 2…

Eks 30

Otely fandorana ny zava-manitra 1 «Hanao ôtely fandorana emboka ianao, hataonao amin’ny hazo akasià; 2 iray hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ka hitovy ny lafiny efatra, ary roa…