Fah 16

I Ejipta sy i Israely; ireo biby ratsy sy ny papelika. 1 Ka dia zava-boaary ihany koa no nanasaziana azy ireo an-drariny, sy nampijaliana azy tamin’ny biby sesehena. 2 Ary…

Fah 17

I Ejipta sy i Israely: haizina sy hazavana 1 Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao; ka mivily ny hevitry ny fanahy tsy nahita fianarana. 2 Nony nitompoan’ny ratsy fanahy ny hevitra hoe:…

Fah 18

1 Tamin’izany, nisy fahazavana lehibe kosa, namirapiratra tamin’ny olonao masina; nandre ny feony ny Ejiptianina, fa tsy nahita tava azy; ary na inona na inona fijaliany dia nolazainy ho sambatra…

Fah 19

I Ejipta sy i Israely; ny Ranomasina Mena 1 Fa fahatezerana tsy misy famindram-po kosa, no nanenjika ny ratsy fanahy, hatramin’ny farany; satria fantatr’Andriamanitra mialoha, izay ho fitondran-tenany, 2 fa…

Ekl 1

Mistery ny fahendrena 1 Ny fahendrenarehetra dia avy amin’ny Tompo; ao aminy mandrakizay izy. 2 Iza no mahisa ny fasika amin’ny ranomasina, ny fiteten’ny ranonorana, ary ny andro efa lasa?…

Ekl 2

Tahotra an’Andriamanitra eo amin’ny fitsapana 1 Anaka, raha mandroso ianao hanompo ny Tompo, omany ho amin’ny fizahan-toetra ny fanahinao. 2 Ahitsio ny fonao, ka mahareta, ary aza mikoropaka foana amin’ny…

Ekl 3

Adidy amin-dray aman-dreny 1 Anaka, henoy aho, rainareo, ary ataovy izay hahazoanareo ny famonjena. 2 Fa sitraky ny Tompo ny hanajan’ny zanaka ny rainy; ary nanorina ny fahefan’ny reny amin’ny…

Ekl 4

1 Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. 2 Aza mampahory ny fanahin’ny noana; ary aza mampitombo fahoriana ny olona tsy manana. 3 Aza…

Ekl 5

Harena sy hasahiana loatra 1 Aza miankina amin’izay harenao, ary aza manao hoe: «Manan-karena ampy aho!» 2 Aza manaraka ny fitsiriritanao sy ny herinao, mba hanafa-po fanirian’ny fonao; 3 ary…

Ekl 6

1 Aza sakaiza ka hanjary fahavalo, fa laza ratsy no ho anjaran’ny ratsy fanahy sy henatra amam-pahafaham-baraka; toy izany ny mpanota miroa lela. 2 Aza manandra-tena avy amin’ny nahim-ponao, fandrao…