Fah 6

Tokony hotadiavin’ny mpifehy rehetra ny fahendrena 1 Koa mihainoa, ry mpanjaka, ary mamantara; mihainoa ny fampianarana, ianareo mitsara hatramin’ny faran’ny tany. 2 Mampandria sofina, ianareo manapaka ny sarambabem-bahoaka, ianareo mirehareha…

Fah 7

Olombelona fotsiny i Salômôna 1 Izaho koa dia olombelona mety maty toy ny hafa rehetra, ary avy amin’ilay voalohan-dahy natao tamin’ny tany. 2 Ny amin’ny nofoko dia tao an-kibon’ineny no…

Fah 8

1 Ny fahendrena mahatratra amim-pahefana ny fara vazantany hatramin’ny ilany iray ka hatramin’ny ilany iray hafa, ary mandamina ny zavatra rehetra amin-kalemem-panahy. Ao amin’ny fahendrena ny soa rehetra 2 Hatramin’ny…

Fah 9

Vavaka fangatahana ny fahendrena. 1 «Ry Andriamanitry ny razana, Tompon’ny famindram-po ô, izay nanao izao rehetra izao, tamin’ny teninao, 2 ary nanangana ny olombelona noho ny fahendrenao, mba hanjaka amin’ny…

Fah 10

Hatramin’i Adama ka hatramin’i Môizy. 1 Ny fahendrena no niaro ny voalohan-dahy noforonin’Andriamanitra, mba ho rain’ny olombelona rehetra, dia ilay tokana noarîna. 2 Nanatsoaka azy tamin’ny fahotany izy, sy nanome…

Fah 11

1 Ny tanan’ny mpaminany masinaanankiray no nanambinan’ny fahendrena ny asany. 2 Nomba lalana mamaky efitra tsy misy mponina izy ireo, ary nanangan-day tamin’ny tany tsy misy lalana. 3 Voatohitr’izy ireo…

Fah 12

1 Fa ao amin’ny zavatra rehetra ny fanahinao tsy azo angolena, 2 ka izany no amaizanao izay lavo amin’ny sazy antonony, ary raha manota izy, anarinao sy tsininao mba hialany…

Fah 13

Fivavahana amin’ny zavatra eny amin’ny lanitra sy ny voa-Janahary. 1 Tena toetra adala ny an’ny olona rehetra tsy nahalala an’Andriamanitra, ka ny soa hita maso tsy nahaizany hahalala an’Ilay misy…

Fah 14

1 Indro misy iray koa, mihevitra ny hiondrana ho eny ambony ranomasina, ka miomana fa handeha eny ambonin’ny onja misamboaravoara: hazo mora vakynoho ny sambo mitondra azy no antsoiny; 2…

Fah 15

Tsy mpanompo sampy i Israely 1 Fa Ianao, ry Andriamanitray ô, no tsara fo, mahatoky, mahari-po, ka mitondra ny zavatra rehetra amim-pamindram-po. 2 Na dia manota aza izahay, dia Anao…