Ton 4

1 Eny, tsara tarehy ianao, ry malalako; eny tsara tarehy ianao. Masom-boromahailala ny masonao saronan’ny voalinao; ny volonao toy ny andian’osivavy, miantsampitsampy eny ankisolosolon’ny tendrombohitr’i Galaada. 2 Ny nifinao, toy…

Ton 5

Mpampakatra 1 Efa tafiditra ny tanimboliko aho, ry anabaviko voafofo, efa nioty ny mirako aman-java-manitra aho; efa nihinana ny toho-tantely aman-tanteliko aho…! efa nisotro ny divay aman-drononoko aho…! Mihinàna, ry…

Ton 6

Antoko-mpihira 1 Lasa nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy? Nitodika nankaiza ny malalanao, hiarahanay aminao hitady azy? Ampakarina 2 Lasa nidina any an-tanimboliny ny malalako, dia any…

Ton 7

Antoko-mpihira 1 Miverena, miverena ry Solamita. Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Mpampakatra Ahoana ianareo no mijery ny Solamita tahaka ny dihy any Makanaima. Antoko-mpihira 2 Endrey izany hatsaran’ny tongotrao misy…

Ton 8

1 Endrey naninona re no tsy anadahiko ianao, nitsentsitra ny nonon’ineny? fa raha tojo anao eny ivelany eny aho, dia hanoroka anao, nefa tsy hahazo fanesoana amin’izany. 2 Hitondra anao…

Fah 1

Tadiavo Andriamanitra ary andosiro ny fahotana. 1 Tiavonareo ny fahamarinana, ianareo izay mpitsara eto an-tany; aoka ho araka ny hitsiny no fihevitrareo ny Tompo, ary amin’ny fo marina no hitadiavanareo…

Fah 2

1 Tamin’ny faniasiavan’ny sainy no nifampilazan’izy ireo hoe: «Sady fohy no be fahoriana ny andro iainantsika; ary rehefa tonga ny fara andron’ny olombelona, tsy misy fanafodiny intsony, sady tsy misy…

Fah 3

Ny miandry ny olo-marina sy ny olon-dratsy. 1 Eo an-tanan’Andriamanitra ny fanahin’ny marina, ka tsy mahatratra azy ny fijaliana. 2 Hoatry ny maty izy, araka ny fiheveran’ny adala azy, ary…

Fah 4

1 Aleo ny momba, manan-katsaram-panahy; fa maharitra mandrakizay ny fahatsiarovana azy, satria fantatr’Andriamanitra sy ny olombelona izy. 2 Raha eo imaso izy, alain’ny olona tahaka; rehefa tsy eo intsony malahelo…

Fah 5

1 Amin’izay hitsangana amim-pitokiana lehibe ny marina, eo anoloan’izay nanenjika azy, sy nanamavo ny fisasarany. 2 Raha hahita izany izy ireo dia hihavatràvatra amim-pivadiham-po mahatsiravina; ho àna foana amin’ny fanehoana…