Mpits 5

TONONKIRAN’I DEBORA SY I BARAKA 1 Tamin’izany andro izany dia nihira i Debôrà sy i Baràka zanak’i Abinôema nanao hoe: 2 «Nitsangana hitarika ny lehibe ao amin’i Israely; ny vahoaka…

Mpits 6

Ny nampijalian’ny Madianita an’i Israely 1 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh ny zanak’i Israely, ka natolotr’i Iaveh ho eo an-tanan’i Madiàna, fito taona. 2 Nahery tamin’i Israely ny…

Mpits 7

Nahenan’i Iaveh ny tafik’i Jedeôna 1 Vao maraina koa dia nifoha i Jerobaala, dia i Jedeôna izany, mbamin’ny vahoaka rehetra izay tao aminy ka lasa teo ambonin’ny loharano tao Harada….

Mpits 8

Sorena sy nalahelo ny Efraimita 1 Ary hoy ny lehilahy amin’i Efraima tamin’i Jedeôna: «Mba ahoana kosa izany fomba nataonao taminay izany, no dia tsy niantso anay akory ianao raha…

Mpits 9

Tonga mpanjaka i Abimeleka 1 Niainga i Abimeleka zanak’i Jerobaala, ka nankany Sikema amin’ireo anadahin-dreniny, ary nilaza izao teny izao tamin’ireo sy tamin’ny fokon’ny rain-dreniny rehetra: 2 «Raha sitrakareo mba…

Mpits 10

6. I TOLA 1 I Tolà zanak’i Foà, zanak’i Dôdao, lehilahy amin’i Isakara, no nitsangana hamonjy an’i Israely, taorian’i Abimeleka. Tany Samira amin’ny tendrombohitr’i Efraima izy no nonina. 2 Telo…

Mpits 11

Fitakian’i Jefte alohan’ny hanekeny 1 I Jefte ilay Galaadita, dia lehilahy mpiady mahery. Zanaky ny vehivavy janga anankiray izy; ary i Galaada anefa no ray niteraka an’i Jefte. 2 Niteraka…

Mpits 12

1 Nivory ny lehilahy amin’i Efraima, ka nandeha nankany Sefôra, nanao tamin’i Jefte hoe: «Nahoana no nandeha niady tamin’ny taranak’i Amôna ianao, ka no tsy mba niantso anay hiaraka aminao?…

Mpits 13

Fanambaràna ny hahaterahan’i Samsôna 1 Ary nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely ka natolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny Filistinina, nandritra ny efapolo taona. 2 Nisy lehilahy anankiray,…

Mpits 14

Mariazin’i Samsôna 1 Ary nidina nankany Tamnà i Samsôna, ka nahita vehivavy anankiray tamin’ireo zanakavavin’ny Filistinina tany Tamnà. 2 Nony tafakatra indray izy, dia nilaza tamin-drainy aman-dreniny hoe: «Nahita vehivavy…