Ohab 26
Ataovy mifanendrika amin’ny fahendrena ny atao 1 Toy ny oram-panala fahavaratra sy ranonorana amin’ny taom-pijinjana, no tsy iendrehan’ny voninahitra ho an’ny adala. 2 Toy ny fitsoatsoaky ny fody, sy fanidintsidin’ny…
Ataovy mifanendrika amin’ny fahendrena ny atao 1 Toy ny oram-panala fahavaratra sy ranonorana amin’ny taom-pijinjana, no tsy iendrehan’ny voninahitra ho an’ny adala. 2 Toy ny fitsoatsoaky ny fody, sy fanidintsidin’ny…
Misy ny tsy zaka 1 Aza mirehareha ny amin’ny ho ampitso; fa tsy fantatrao izay havoakan’ny andro manaraka. 2 Aoka ny hafa no hidera anao, fa tsy ny vavanao; ary…
Ny olo-marina sy ny olon-dratsy 1 Mandositra tsy enjehina ny ratsy; fa matoky toy ny liona kosa ny marina. 2 Amin’ny tany tsy mandry, mihamaro ny mpanapaka, fa amin’ny olona…
Diniho ny atao 1 Ny olona tandrifin’ny hanarina, ka mihamafy hatoka, dia ho torotoro tampoka tsy hisy fanafody hahasitrana. 2 Raha mihamaro ny marina, faly ny vahoaka, fa raha ny…
6. TENIN’I AGORA 1 Tenin’i Agòra, zanak’i Jake; oha-teny. Hoy izany lehilahy izany: Nanasa-tena aho, mba hahalalako an’Andriamanitra, mba hahalalako an’Andriamanitra dia lany ny heriko. 2 Fa ketrina noho ny…
8. TENIN’I LAMOELA 1 Tenin’i Lamoelampanjaka. Oha-teny nampianarin-dreniny azy. 2 Inona no ho lazaiko aminao, anaka? Inona no holazaiko, ry zanako nateraky ny kiboko? Inona no holazaiko aminao, anaka, ianao…
Ny nametrahana an’i Jodà sy i Simeôna sy i Kaleba ary ny taranak’i Kenaza 1 Nony maty i Jôsoe, dia nanontany an’i Iaveh ny zanak’i Israely nanao hoe: «Iza aminay…
Ny Anjelin’i Iaveh manambara loza ho an’i Israely 1 Ary niakatra avy any Galgalà ny Anjelin’i Iaveh nankany Bokima, ka nanao hoe: «Nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta Aho; dia…
Ireo firenena tsy nisy ady 1 Ireto no firenena navelan’i Iaveh handry feizay hoenti-mizaha toetra an’i Israely, dia izay rehetra tsy nahita ny ady rehetra tany Kanaana. 2 Ary hany…
I Israely ampijalian’ny Kananeanina 1 Nony maty i Aoda, dia mbola nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely; 2 ka namidin’i Iaveh teo an-tanan’i Jabìna mpanjakan’i Kanaana,…