Ohab 16

Anatra samihafa 1 Ny mamorona fikasana ao am-po no an’ny olona; fa ny famalian’ny lela dia avy amin’i Iaveh. 2 Madio eo imason’ny olona ny lalany rehetra; fa i Iaveh…

Ohab 17

Torohevitra soa 1 Aleo sombi-mofo maina ombam-piadanana, toy izay trano feno hena misy fifandirana. 2 Mihoatra noho ny zanaka mahamenatra ny mpanompo malina; ka hizara lova amin’izy mirahalahy izy. 3…

Ohab 18

Fiteny sy fisainana 1 Izay miolonolona irery mitady ny mahafa-po ny filàny ihany, ka mahatezitra azy avokoa izay hevitra mety rehetra. 2 Tsy mba ny hahazo fahalalana no sitraky ny…

Ohab 19

Ny manam-panahy sy ny ratsy 1 Aleo olo-mahantra mandeha tsy misy tsiny, toy izay olona miavonavom-bava, sady adala. 2 Tsy tsara ny tsy fahalalan’ny fanahy, ary lavo ny olona faingam-pandeha….

Ohab 20

Tandremo ny atao 1 Mpamazivazy ny divay, mpitabataba ny toaka, ka izay miarana amin’izany tsy mba hendry. 2 Sahala amin’ny fieron’ny liona ny fampitahorana avy amin’ny mpanjaka; ka manota amin’ny…

Ohab 21

Lalana samihafa 1 Rano mandeha eo an-tanan’i Iaveh ny fon’ny mpanjaka, ka atongilany amin’izay rehetra tiany. 2 Mahitsy eo imason’ny olona ny lalany rehetra, nefa i Iaveh ihany no mandanja…

Ohab 22

Ny laza tsara 1 Aleo laza tsara, toy izay harem-be, ary ny fanajana dia ambony vidy noho ny volafotsy amam-bolamena. 2 Mihaona ny mpanana sy ny mahantra, samy asan’i Iaveh…

Ohab 23

Aza tia harena, mahonòna, madiova 1 Raha tafaray latabatraamin’ny lehibeianao, dia hevero tsara izay eo anatrehanao. 2 Andraso antsy ny tendanao, raha dia liana loatra ianao. 3 Aza mitsiriritra ny…

Ohab 24

Halaviro ny olon-dratsy sy ny adala 1 Aza mialona ny ratsy fanahy, na maniry hiaraka aminy akory. 2 Fa fandozàna no saintsainin’ny fony, ary fampahoriana no mahavantam-bava azy. 3 Ny…

Ohab 25

Lanjalanjao ny teny sy ny atao 1 Izao koa no ohabolan’i Salômôna, nangonin’ny olon’i Ezekiasa, mpanjakan’i Jodà. 2 Voninahitr’Andriamanitra ny manafin-javatra, fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mandini-javatra. 3 Ny…