Sal 146

Antsa ho an’Andriamanitra mangoraka Aleloia! 1 Miderà an’i Iaveh, ry fanahiko. 2 Sitrako ny midera an’i Iaveh, amin’ny andro rehetra iainako; sitrako ny mihira ho an’Andriamanitra raha mbola velona koa…

Sal 147

Antsa ho an’ilay mahefa Aleloia! 1 Miderà an’i Iaveh, fa tsara ny mankalaza ny Andriamanitsika, 2 Manangana an’i Jerosalemaindray i Iaveh, angoniny ireo tafaelyavy tamin’i Israely. 3 sitraniny ireo torotoro…

Sal 148

Fideràn’izao tontolo izao Aleloia! 1 Miderà an’i Iaveh any an-tampon’ny lanitra, miderà Azy any ambony any! 2 Miderà Azy ianareo Anjeliny rehetra, miderà Azy ianareo tafiny rehetra! 3 Miderà Azy,…

Sal 149

SALAMO 149 Hira fandresena Aleloia! 1 Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh: hanakoako eo amin’ny fiangonan’ny olo-masina anie ny fiderana Azy! 2 Hifaly amin’ny Mpahary azy anie i Israely, hientan-karavoana amin’ny…

Sal 150

Fanomezam-boninahitra farany an’Andriamanitra Aleloia! 1 Miderà an’Andriamanitra eo amin’ny fitoerany masina! Miderà Azy amin’ny fitoeran’ny fahefany! 2 Miderà Azy noho ny asa nataony amin-kerim-po! Miderà Azy araka ny fahalehibeazany tsy…

Ohab 1

Lohateny ankapobeny 1 Ohabolan’i Salômôna, zanak’i Davida mpanjakan’i Israely: 2 hahalalana ny fahendrenaamam-pahaizana, hahafantarana ny lahateny misy saina; 3 hahazoana fampianarana mazava, ny fahamarinana, ny rariny, ary ny hitsiny; 4…

Ohab 2

Ny Fahendrena manafaka amin’ny fiarahana amin’ny ratsy 1 Anaka, raha mandray ny tenikoianao, ary mitana ny didiko ao aminao, 2 mampandry sofina tsara hihaino ny fahendrena ianao, ka mampiròna ny…

Ohab 3

Fomba hahazoana ny Fahendrena 1 Anaka, aza manadino ny fanoroako, ary tanonao am-ponao ny didiko. 2 Fa izany no hahazoanao andro lava aman-taona hiainana sy hiadanana. 3 Aoka tsy hiala…

Ohab 4

Ny fidîn’ny Fahendrena 1 Henoy, anaka, ny anatry ny ray, ary mitandrema mba hahazo fahalalana, 2 fa fampianarana soa no omeko anareo; aza mahafoy ny fampianarako. 3 izaho koa dia…

Ohab 5

Halaviro ny vehivavy an’olon-kafa; ifikiran’ny hendry ny tena fitiavana 1 Anaka, tandremo izao fahendreko izao, ary mampandria sofina amin’izao fahalalako izao; 2 mba hitahirizanao ny fisainana, sy haharetan’ny molotrao amin’ny…