Sal 126
Hira rehefa mody 1 Fihirana fiakarana Fony i Iaveh nampody ny voababon’i Siôna, dia toa nofy izany ho antsika. 2 Tamin’izany ny vavantsika nanao hobin-kafaliana, ny lelantsika nanao hira firavoravoana….
Hira rehefa mody 1 Fihirana fiakarana Fony i Iaveh nampody ny voababon’i Siôna, dia toa nofy izany ho antsika. 2 Tamin’izany ny vavantsika nanao hobin-kafaliana, ny lelantsika nanao hira firavoravoana….
Fianteherana amin’Andriamanitra Mpitsimbina 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Salômôna. Raha tsy i Iaveh no manorina ny trano, miasa foana izay manorina azy. Raha tsy i Iaveh no miambina ny tanàna, miari-tory…
Tso-drano ho an’ny mpino 1 Fihirana fiakarana. Sambatra ny lehilahy matahotra an’i Iaveh, izay mandeha amin’ny lalany. 2 Mihinana ny asan-tananao ianao amin’izany, ka dia sambatra sy voky soa. 3…
Hanoherana ny fahavalon’i Siôna 1 Fihirana fiakarana. Nampahoriny mafy, hatry ny fony mbola tanoraaho; – – aoka i Israely hilaza izany! – 2 Nampahoriny mafy, hatry ny fony mbola tanora…
Vavaka ao anatin’ny fahoriana 1 Fihirana fiakarana. Ato ambody hantsanaaho no miantso anao, ry Iaveh, Tompo ô, henoy ny feoko; 2 aoka ny sofinao anie hihaino ny feon’ny fivavahako. 3…
Toe-panahin-jaza kely 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Iaveh ô, tsy mba nivontom-piavonavonana ny foko, tsy mba niandranàndrana ny fijeriko, tsy mba mikarokaroka zavatra ambony aho, na izay avo mihoatra noho…
Fitsingerenan’ny taona namindrana ny Fiaran’ny fanekena 1 Fihirana fiakarana. Ry Iaveh, tsarovy i Davida, sy ny fahasahiranany rehetra! 2 Izao no fianianana nataony tamin’i Iaveh, izao no voadiny tamin’ny Maherin’i…
Fiainan’ny mpiray tam-po 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Endrey, tsara sady mamy, ho an’ny mpirahalahy ny miara-monina! 2 Tahaka ny diloilo sarobidy aidina eo an-doha izany; ka mitsororoka amin’ny somotra,…
Fankalazana mandritra ny alina 1 Fihirana fiakarana. Aoka hisaotra an’i Iaveh àry ianareo rehetra mpanompon’i Iaveh, izay manao fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, mandritra ny alina. 2 Manandrata tanana ho amin’ny…
Antsa fiderana Aleloia! 1 Miderà ny Anaran’i Iaveh, Miderà Azy ianareo mpanompon’i Iaveh, 2 ianareo manao fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, eo an-kianjan’ny tranon’ny Andriamanitsika. 3 Miderà an’i Iaveh fa tsara…