Sal 106

Fiaikena heloky ny firenena 1 Aleloia! Ankalazao i Iaveh, fa tsara fo Izy, satria mandrakizay ny famindram-pony. 2 Iza no mahalaza ny asa amin-kerim-po ataon’i Iaveh, iza no mahambara ny…

Sal 107

Vonjen’Andriamanitra amin’ny loza rehetra ny olombelona 1 Ankalazao i Iaveh, fa tsara fo Izy, mandrakizayny famindram-pony. 2 Izany anie no holazain’ireo navotan’i Iaveh, dia ireo navotany ho afaka tamin’ny tanan’ny…

Sal 108

Vavaka maraina sy fangatahana ho an’ny firenena 1 Fihirana. Salamon’i Davida. 2 Efa nahazo toky ny foko, ry Andriamanitra ô, dia hihira sy hampanakoako zava-maneno aho. Mitsangàna, ry voninahitro! 3…

Sal 109

Salamo fitarainana sy ozona ho an’ny fahavalo 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. Ry Andriamanitra fiderako ô, aza mangina Ianao! 2 Fa misokatra hamely ahy, ny vavan’ny ratsy fanahy,…

Sal 110

Ny Mesia Mpisorona 1 Salamon’i Davida. I Iaveh nilaza tamin’ny Tompokohoe: Mipetraha eo ankavanakoianao, mandra-panaokony fahavalonao ho fitoeran-tongotrao. 2 Hanitatra ny tehinafanapahanao, avy ao Siônai Iaveh: manjakà amim-pahefan’ny Tompoeo amin’ny…

Sal 111

Fiderana ny asan’Andriamanitra 1 Aleloia! Sitrako ny midera an’i Iaveh amin’ny foko rehetra, eo amin’ny fivorian’ny olo-marina sy ao amin’ny fiangonana. 2 Lehibe ny asan’i Iaveh; katsahin’ny olona Izy noho…

Sal 112

Fiderana ny olo-marina 1 Aleloia! Sambatra ny olona matahotra an’i Iaveh, izay mametraka ny hafaliany rehetra, amin’ny fitandremana ny didiny. 2 Hahery ambonin’ny tany ny taranany; hambinina ny taranaky ny…

Sal 113

Ho an’Andriamanitra be voninahitra sy mangoraka 1 Aleloia! Miderà ianareo, ry mpanompon’i Iaveh, miderà ny Anaran’i Iaveh. 2 Hisaorana anie ny Anaran’i Iaveh, dieny ankehitriny ka ho mandrakizay! 3 Hoderaina…

Sal 114

Antsa fanao amin’ny Paka 1 Raha nivoaka tany Ejipta i Israely ka niala tamin’ny firenena barbarianina ny fianakavian’i Jakôba, 2 I Jodà no tongafitoerany masina, i Israely no fanjakany. 3…

Sal 115

Ilay hany tena Andriamanitra 1 Tsy izahay, ry Iaveh, tsy izahay, fa ny Anaranao no omeo ny voninahitra noho ny famindram-ponao, sy noho ny fahamarinanao. 2 Ahoana no ilazan’ny firenena…