Sal 96

I Iaveh Mpanjaka sady Mpitsara 1 Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh! Mihirà ho an’i Iaveh ianareo monina amin’ny tany rehetra. 2 Mihirà ho an’i Iaveh, misaora ny Anarany. Lazao isan’andro…

Sal 97

I Iaveh Mpandresy 1 Mpanjaka i Iaveh: aoka hifaly ny tany; Aoka hiravoravo ny nosy maro! 2 Rahona aman’aloka no manodidina Azy, rariny sy hitsiny no iorenan’ny seza fiandrianany. 3…

Sal 98

Ilay Mpitsara ny tany 1 Salamo. Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh, fa nanao fahagagana Izy. Ny tanany ankavanana sy ny sandriny masina no nahazoany ny fandresena. 2 Nampiharihary ny famonjeny…

Sal 99

Andriamanitra, Mpanjaka marina sady masina 1 Mpanjaka i Iaveh; mangovitra ny firenena; mipetraka eo amin’ny Kerobima Izy; mangozohozo ny tany. 2 Lehibe ao Siôna i Iaveh, tafasandratra ambonin’ny firenena Izy….

Sal 100

Fiantsoana ny olona hidera 1 Salamo fiderana. Manaova hobin-kafaliana mankamin’i Iaveh ianareo mponina amin’ny tany rehetra. 2 Manompoa an’i Iaveh amin-kafaliana, mankanesa eo anatrehany amim-piravoravoana. 3 Fantaro fa Andriamanitra i…

Sal 101

Ny andriana tonga lafatra 1 Salamon’i Davida. Ny hatsaram-po amam-pahamarinana no tiako hohiraina; Ianao Iaveh no tiako hankalazaina. 2 Hitandrina ny lalan’ny tsy fananan-tsiny aho. – Rahoviana no ho tonga…

Sal 102

Vavaka ao anatin’ny fahoriana 1 Vavaky ny ory, mivesa-pahoriana, sy mandoatrany fitarainany eo anatrehan’i Iaveh. 2 Iaveh, henoy ny fivavahako, 3 ary aoka ho tonga hatrany aminao ny fitarainako. Aza…

Sal 103

Andriamanitra dia fitiavana 1 Nataon’i Davida. Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko, ary misaora ny Anarany masina, ry ato anatiko rehetra! 2 Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko, ary aza manadino ny…

Sal 104

Ny hasoan’ny zava-boaary 1 Misaora an’i Iaveh, ry fanahiko! Iaveh Andriamanitro ô, lehibe tsy manam-petra Ianao! Mitafy fiandrianana amam-pamirapiratana Ianao! 2 Mihodidina amin’ny fahazavanatoy ny amin’ny lamba izy, mamelatra ny…

Sal 105

Tantara mahagagan’i Israely 1 Mankalazà an’i Iaveh, miantsoa ny Anarany; ampahafantaro eny amin’ny firenena ny asa lehibe nataony. 2 Mihirà ho Azy, mankalazà Azy! Torio ny fahagagana rehetra ataony. 3…