Sal 86

Vavaka raha tojo fitsapana 1 Vavak’i Davida. Mandrenesa, ry Iaveh, ekeo vavaka aho, fa ory sy mahantra aho. 2 Arovy ny fanahiko, fa tia vavaka aho, vonjeo ny mpanomponao, ry…

Sal 87

I Siôna renin’ny vahoaka 1 Salamon’ny zanak’i Kôre. Fihirana. Nanorina azy teo an-tendrombohitra masina Izy. 2 Ny vavahadin’i Siônadia tian’i Iaveh, mihoatra noho ny fonenan’i Jakôba rehetra. 3 Zava-malaza maro…

Sal 88

Vavaka anatin’ny fijaliana lalina 1 Fihirana. Salamon’ny zanak’i Kôre. Ho an’ny mpampianatra hira. Hiraina amin’ny feo mitaraina. Fihiranan’i Hemàna, Ezrahita. 2 Ry Iaveh, Andriamanitry ny famonjena ahy ô, raha mitaraina…

Sal 89

Antsa sy Vavaka amin’Andriamanitra mahatoky 1 Fihirana nataon’i Etàna, Ezrahita. 2 Te hihira mandrakizay ny hatsaram-pon’i Iaveh aho: hanambara ny fahamarinanao amin’ny taranaka rehetra, ny vavako. 3 Fa hoy aho:…

Sal 90

Malia ny olombelona 1 Vavak’i Môizy, olon’Andriamanitra. Tompo ô, Ianao no aronay amin’ny taona rehetra mifandimby. 2 Talohan’ny namoronanao ny tendrombohitra, sy niterahanao ny tany sy izao rehetra izao: dia…

Sal 91

Eo ambany elatr’Andriamanitra 1 Izay mialoka eo ambany fiarovan’ny Avo Indrindra, miala sasatra eo amin’ny aloky ny Tsitoha. 2 Hoy aho amin’i Iaveh: «Ianao no trano mimandako sy fialofako, Andriamanitro…

Sal 92

Hitan’ny olo-marina 1 Salamo. Fihirana fanao amin’ny andro sabata. 2 Tsara ny midera an’i Iaveh, sy ny mankalaza ny Anaranao, ry Avo Indrindra ô, 3 ny mitory ny hatsaram-ponao, nony…

Sal 93

Andriamanitra ambony fahefana 1 Mpanjaka i Iaveh, mitafy fiandrianana Izy, mitafy i Iaveh, misikina heryIzy: ka miorina mafy izao tontolo izao fa tsy mangozohozo. 2 Voatsangana hatry ny fiandohana fahagola,…

Sal 94

Andriamanitra manao ny rariny 1 Ry Iaveh, Andriamanitry ny famaliana, ry Andriamanitry ny famaliana, misehoa! 2 Mitsangàna, ry mpitsara ny tany, valio, araka ny asany, ny mpiavonavona. 3 Mandra-pahoviana no…

Sal 95

Fanaingana 1 Avia hihira amim-piravoravoana ho an’i Iaveh! Manaova hobim-pifaliana ho an’ny Vatolampy famonjena antsika! 2 Andeha isika hitsena azy amin’ny fiderana; aoka hampireondreona hira fankalazana Azy isika. 3 Fa…