Sal 56

Tsy hidaboka ny mitoky amin’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ilay Voromahailala gina any an-tany lavitra. Hiran’i Davida. Fony izy nosamborin’ny Filistinina tany Geta. 2 Mamindrà fo amiko, ry Andriamanitra,…

Sal 57

Hodidinina «liona» 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava.Hiran’i Davida, fony izy nenjehin’i Saola, niery tao amin’ny zohy. 2 Mamindrà fo amiko Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, fa ao aminao…

Sal 58

Ilay hitsara ny mpitsara eto an-tany 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Hiran’i Davida. 2 Ny tsy fitenenana va no amoahanareo fitsarana? Araka ny rariny va no itsaranareo, ry…

Sal 59

Lanio harena ny ratsy fanahy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Hiran’i Davida. Fony i Saola naniraka hiambina ny tranony, hamonoany azy. 2 Afaho amin’ny fahavaloko aho, Andriamanitra ô,…

Sal 60

Vavaky ny firenena nony resy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Lisin’ny vavolombelona.Hira nataon’i Davida, hampianarina. 2 Fony izy niady tamin’ny Sirianinaany Mesôpôtamia sy ny Sirianina any Sobà; sy tamin’ny…

Sal 61

Vavak’olona voasesitany 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Nataon’i Davida. 2 Andriamanitra ô, henoy ny fitarainako, mihainoa tsara ny fivavahako. 3 Mitaraina aminao aho atỳ am-paran’ny tany,…

Sal 62

Andriamanitra, hany fanantenana 1 Ho an’ny mpampianatra hira… Iditona. Salamon’i Davida. 2 Eny, Andriamanitra no iantombenan’ny fanahiko amim-piadanana, Izy no iavian’ny famonjena ahy. 3 Eny, Vatolampiko amam-pamonjena ahy Izy, Trano…

Sal 63

Faniriana an’Andriamanitra 1 Salamon’i Davida. Fony izy tany an’efitr’i Jodà. 2 Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao, mitady Anao aho hatramin’ny vao maraina; mangetaheta Anao ny fanahiko, manina Anao ny nofoko, ao…

Sal 64

Sazin’ny mpanendrikendrika 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Andriamanitra ô, henoy ny feoko, raha mampandre ny fitarainako aho, arovy amin’ny fahavalo mampitahotra ahy ny aiko. 3 Fefeo aho,…

Sal 65

Antsa fisaorana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. Fihirana. 2 Ianao no mendrika hoderaina, ry Andriamanitra, any Siôna, ho an’ny voninahitrao no anefan’ny olona voady. 3 Ianao, izay mihaino…