Eks 1

Fitomboan’ny Hebrio tany Ejipta 1 Izao no anaran’ny zanak’i Israely tonga tany Ejipta; tonga niaraka tamin’i Jakôba izy ireo samy nombam-pianakaviany avy: 2 Robena, Simeôna, Levỳ, Jodà. 3 Isakara, Zabolôna,…

Eks 2

Ny nahaterahan’i Môizy. 1 Nisy lehilahy anankiray, fokon’i Levỳ, lasa naka ho vadiny ny zanaka vavin’i Levỳ anankiray. 2 Ary tonga bevohoka ravehivavy dia tera-dahy. Ary hitany fa tsara tarehy…

Eks 3

Ny ala kely nirehitra 1 Ary i Môizy niandry ny biby fiompin’i Jetrao, rafozany, mpisorona tao Madiàna. Nentiny nankany ankoatry ny efitra ny biby, ka tonga tany amin’ny tendrombohitr’Andriamanitra, tany…

Eks 4

Hasin’ny famantarana nomena an’i Môizy. 1 Fa namaly i Môizy ka nanao hoe: «Tsy hino ahy izy ireo na hihaino ny feoko akory, fa hanao hoe: Tsy niseho taminao i…

Eks 5

Fihaonana voalohany amin’i Faraôna. 1 Raha efa izany, lasa nankao amin’i Faraôna i Môizy sy i Aarôna ka nanao taminy hoe: «Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely: Alefaso handeha ny…

Eks 6

1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Tsy ho ela akory dia ho hitanao izay hafitsoko an’i Faraôna, fa noho ny tanana mahery dia handefa ireo handeha izy; noho ny…

Eks 7

1 Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Indro ianao efa nataoko ho andriamanitra eo imason’i Faraôna, ary i Aarôna rahalahinao no ho mpaminaninao. 2 Ianao moa hilaza izay rehetra hiandidiako…

Eks 8

1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Lazao amin’i Aarôna hoe: Ahinjiro eo ambonin’ny renirano sy ny lakan-drano ary ny farihy ny tananao mitana ny tehinao, ka ampiakaro ho eo…

Eks 9

5. Biby ripaky ny aretina 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Mankanesa ao amin’i Faraôna ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitry ny Hebrio: Alefaso hanompo Ahy…

Eks 10

8. Valala 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Mankanesa any amin’i Faraôna, fa efa nahadonto ny fony sy ny fon’ny mpanompony Aho, hanaovako ny famantarako eo afovoany, 2 mba…