Sal 36

Haratsian’ny mpanota sy hatsaram-pon’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida mpanompon’i Iaveh. 2 Ny tsy fahamarinanao miteny amin’ny ratsy fanahy ao am-pony; ny fahatahorana an’Andriamanitra tsy mba eo imasony….

Sal 37

Ny anjaran’ny olo-marina sy ny meloka 1 Nataon’i Davida. Aza tezitra noho ny amin’ny mpanao ratsy, na mitsiriritra ny toetr’izay mpanao heloka. 2 Fa hojinjaina faingana tahaka ny ahitra ireny,…

Sal 38

Vavaka raha sendra ny mahory 1 Salamon’i Davida. Ho fampahatsiarovana. 2 Ry Iaveh ô, aza mamay ahy amin’ny fahatezeranao; aza manasazy ahy amin’ny fahaviniranao. 3 Fa nahavoa ahy ny zana-tsipìkanao;…

Sal 39

Tsinontsinona ny olombelona eo anatrehan’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira, ho an’i Iditona. Hiran’i Davida. 2 Hoy aho: «Hitandrina ny lalako aho, sao manota amin’ny lelako. Asiako hidiny ny vavako,…

Sal 40

Fisaorana sy antso vonjy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. Salamo. 2 I Iaveh no nametrahako ny fanantenako rehetra; nitongilana tamiko Izy, nihaino ny fitarainako. 3 Notsoahany tamin’ny lavaka…

Sal 41

Vavaky ny marary tsy misy mpikarakara 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Sambatra ny miahy ny mahantra, fa hovonjen’i Iaveh amin’ny andro fahoriana izy. 3 Harovan’i Iaveh sy…

Sal 42

Tarainan’ny Levita voasesitany 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Fihirana nataon’ny taranak’i Kôre, izay nenti-ko babo tany Babilôna. 2 Toy ny anirian’ny serfa ny loharano no anirian’ny fanahiko Anao, Andriamanitra ô!…

Sal 43

SALAMO 43 (Volgata 42) 1 Omeo rariny aho, Andriamanitra ô; iandraiketo ny adiko amin’ny firenena mpamadika, afaho amin’ny olona mpamitaka sy mpanao ratsy aho! 2 Fa Ianao no Andriamanitry ny…

Sal 44

Fitomanian’ny firenena 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’ny taranak’i Kôre. Fihirana. 2 Andriamanitra ô, ny sofinay mandre, ny razanay nitantara taminay, ny asa nataonao tamin’ny androny, tamin’ny andro fahataloha. 3…

Sal 45

Fankalazana ny fanambadian’ny mpanjaka 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny lisy. Nataon’ny taranak’i Kôre. Hiram-pitiavana. 2 Hira mahafinaritra no miboiboika avy ao am-poko; hoy aho: Ho an’ny mpanjaka anankiray no…