Jôb 38

Ny Fahendren’Andriamanitra Mpahary, nampangina an’i Jôba. 1 Dia namaly an’i Jôba i Iaveh tao anatin’ny tafio-drivotra ka nanao hoe: 2 «Iza moa izato manamaizina ny fandaharan’Andriamanitra amin’ny teny tsy misy…

Jôb 39

1 Mahalala ny fotoana fiterahan’ny osy dia va ianao? Nodinihinao va ny serfa vavy raha miteraka izy? 2 Mba efa nanisa ny volana maha-bevohoka ireny va ianao, ka mahafantatra ny…

Jôb 40

1 Dia niteny tamin’i Jôba i Iaveh ka nanao hoe: 2 «Te hiady amin’ny Tsitoha va io mpanadidy azy io? mahavaly va izay mifandahatra amin’Andriamanitra?» 3 Fa namaly an’i Iaveh…

Jôb 41

1 Indro diso fanantenana ny mpihaza, fa ny fijery ity biby be, dia ampy haharera-po azy. 2 Tsy misy sahy mihantsy an’i Leviatàna, koa zovy moa no sahy hanohitra Ahy…

Jôb 42

Valin-tenin’i Jôba farany. 1 Dia namaly an’i Iaveh i Jôba ka nanao hoe: 2 «Fantatro fa mahefa ny zavatra rehetra Ianao, ka tsy misy hevitra sarotra ho Anao. 3 Iza…

Sal 1

Lalana roa 1 Sambatra ny olona tsy mandeha amin’ny fisainan’ny tsy mpivavaka, tsy mijanona amin’ny lalan’ny mpanota, ary tsy mipetraka amin’ny mpaniratsira; 2 fa ny lalàn’i Iaveh no ifaliany, sady…

Sal 2

Ny Mesia sy ny asany mampangitakitaka 1 Nahoana no mihetsiketsika amim-pitabatabana ny firenena, ary mamorona hevi-poana ny vahoaka? 2 Ireo mpanjakan’ny tany mitsimbohitra, ary ny andriana koa miara-mioko, hanohitra an’i…

Sal 3

Antso vao maraina ataon’ny olo-marina enjehina 1 Tononkiran’i Davida; fony izy nandositra teo anatrehan’i Absalôma zanany. 2 Ry Iaveh ô, akory izato hamaroan’ny fahavaloko! Endrey ity habetsahan’ireo mitsangan-kamely ahy! 3…

Sal 4

Vavaka hariva 1 Ho an’ny mpampianatra hira amin’ny zava-maneno tendrena. Salamon’i Davida. 2 Ry Andriamanitry ny fahamarinakoô, valio aho raha miantso Anao, Ianao izay mahalalaka ahy amin’izay mahaporitra ahy. Mamindrà…

Sal 5

Vavaka maraina 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny sodina. Salamon’i Davida. 2 Mampandria ny sofinao amin’ny teniko, ry Iaveh, henoy ny sentosentoko. 3 Atreho ny fitarainako, ry Mpanjakako sy Andriamanitro,…