Jôb 28
Ny fahendrena, tsy tratry ny sain’olombelona 1 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena. 2 Ny vy alaina avy amin’ny tany; ny vato arendrika hahazoana varahina. 3 Mampisava ny haizina ny…
Ny fahendrena, tsy tratry ny sain’olombelona 1 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena. 2 Ny vy alaina avy amin’ny tany; ny vato arendrika hahazoana varahina. 3 Mampisava ny haizina ny…
A. Ireo andro fahiny 1 Dia mbola nanohy ny teniny indray i Jôba, ka nanao hoe: 2 «Ah, iza re no hamerina amiko ny volana taloha, dia ny andro nitsimbinan’Andriamanitra…
B. Ny fahoriana ankehitriny. 1 Fa ankehitriny kosa aho, fihomehezan’ny olona tanora noho izaho, izay tsy ho noraisiko akory ny rain’izy ireo fahizany, hatao eo amin’ireo amboa miandry ny ondriko….
Filazan’i Jôba ny fahamarinany 1 Efa fanekena nataoko tamin’ny masoko, ka hataoko ahoana no fanopy maso hijery virjiny? 2 Fa inona no anjara hotahirizin’Andriamanitra any ambony ho ahy? Anjara toy…
Teny fanelanelanana nataon’i Eliò. 1 Dia nitsahatra tsy namaly an’i Jôba intsony izy telo lahy ireo, satria nihombo tamin’ny fanaovana ny tenany ho marina izy io. 2 Fa nirehitra tamin’izay…
Be hambo ianao, ry Jôba 1 Koa ankehitriny, ry Jôba, henoy ny teniko, mampandria sofina amin’izay rehetra alahatro. 2 Indro aho miloa-bava, mamoron-teny ato am-bavako ny lelako, 3 hivoaka amin’ny…
Tsy nahay nanala tsiny an’Andriamanitra ireo Olon-kendry telo. 1 Dia nanohy indray i Eliò ka nanao hoe: 2 «Mandrenesa ny teniko, ianareo olon-kendry; mihainoa ahy tsara, ianareo manan-tsaina. 3 Fa…
Tsy hoe tsy miraharaha ny mihatra amin’ny olombelona Andriamanitra. 1 Ary niteny indray i Eliò ka nanao hoe: 2 «Moa ataonao ho rariny va, ny milaza hoe: ‹Ny ahy no…
Ny tena hevitry ny fijalian’i Jôba. 1 Mbola niteny indray koa i Eliò ka nanao hoe: 2 «Mahareta kely ihany, dia ampianariko ianao, fa mbola manan-kolazaina, hanamarina ny an’Andriamanitra aho….
1 Mihorohoro loatra ny foko amin’ny fahitana izany, miantsambotra mila hiala amin’ny fitoerany izy. 2 Henoy, henoy ange ny fikotrokotroky ny feony, ny firohondrohona mivoaka avy amin’ny vavany! 3 Alefany…