Jôb 18

Ny hatezerana tsy afa-manoatra ny fandaharan’ny fahamarinana. 1 Dia niteny i Baldada avy any Sohe, ka nanao hoe: 2 «Rahoviana ihany vao taperinao izany teny izany? Manàna saina aloha ianao…

Jôb 19

Herin’ny finoana rehefa ilaozan’Andriamanitra sy ny olombelona. 1 Dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Mandra-pahoviana no hampahorianareo ny fanahiko, sy hamizananareo ahy amin’ny teninareo? 3 Efa impolo izay…

Jôb 20

Tsy misy afa-mifidy ny fandaharan’ny fahamarinana. 1 Dia niteny i Sôfara avy any Naamà ka nanao hoe: 2 «Koa noho izany, dia asesiky ny saiko hanome valy aho, ka tsy…

Jôb 21

Tsy araka izay heverina ny mitranga. 1 Dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Mihainoa, mihainoa ny teniko, aoka mba ho izany ahay no fampiononana azoko aminareo. 3 Avelao…

Jôb 22

Araka ny rariny hatrany no anasazian’Andriamanitra. 1 Dia niteny i Elifaza, ka nanao hoe: 2 «Mety hanasoa an’Andriamanitra va ny olombelona? Manasoa ny tenany ihany ny olon-kendry. 3 Mampaninona ny…

Jôb 23

Lavitra Andriamanitra, ka ny ratsy no mandresy. 1 Dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Eny mangidy anio ny fitarainako, nefa mbola tampenan’ny tanako aza ny fitolokoko. 3 Ah,…

Jôb 24

1 Nahoana no tsy misy fotoana natokan’ny Tsitoha, ary ireo manompo Azy tsy mba mahita ny androny? 2 Misy olona mamindra orim-bato, miandry biby fiompy nangalariny, 3 mandroaka ny ampondran’ny…

Jôb 25

Mitsaontsaona i Baldada 1 Dia niteny i Baldada avy any Sohe, ka nanao hoe: 2 «Azy ny fanapahana sy fampatahorana, fiadanana no ampanjakainy any amin’ny fonenany avo. 3 Azo isaina…

Jôb 26

Antsa fiderana ny herin’Andriamanitra mahefa 1 Dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Akory ity fahaizanao manohana ny osa, sy mamonjy ny tanana reraka! 3 Endrey izato fanoronao ny…

Jôb 27

Tsy manan-tsiny i Jôba, fa mahalala ny herin’Andriamanitra. 1 Mbola niteny indray i Jôbaka hoy izy: 2 «Amin’Andriamanitra velonaizay mandà tsy hanome rariny ahy, amin’ny Tsitoha izay mameno zava-mangidy ny…