Tob 5
5. Ilay namana 1 Tamin’izay dia hoy ny navalin’i Tobia an-drainy: «Hataoko avokoa izay rehetra nasainao hataoko, ry dada. 2 Fa izay hahazoako mandray izany vola izany no tsy fantatro….
5. Ilay namana 1 Tamin’izay dia hoy ny navalin’i Tobia an-drainy: «Hataoko avokoa izay rehetra nasainao hataoko, ry dada. 2 Fa izay hahazoako mandray izany vola izany no tsy fantatro….
6. Ilay hazandrano 1 Dia lasa i Tobia, nanaraka azy ny alika; ary teo amin’ny ony Tigrano nijanonany voalohany. 2 Nidina ndeha hanasa tongotra kosa izy ka inty nisy hazandrano…
7. I Ragoela 1 Dia niditra tao amin-dRagoela izy ireo, ka noraisiny tamin-kafaliana. 2 Vao nahita an’i Tobia i Ragoela, dia hoy izy tamin’i Anàvadiny: «Akory izany fitovin’ity zazalahy amin’ilay…
8. Ilay fasana nototofana 1 Nony vita ny sakafo, dia nentin’izy ireo ho ao amin’i Sarà razazalahy. 2 Tsaroan’i Tobia ny tenin’ny Anjely, ka nangalany ny atin-kazandrano tao an-kitapony, nataony…
9. Fampakaram-bady 1 Ary tamin’izay dia nantsoin’i Tobia ho any aminy ity Anjely nataony ho olombelona ihany, ka hoy izy taminy: «Ry Azariasa rahalahiko, masìna ianao, henoy kely ny teniko;…
1 Nony mbola nahemotremotr’i Tobia ny fiaingany, azon’ny fampakaram-bady, dia velona ahiahy erỳ i Tobia rainy: «Avy amin’inona, hoy izy anakampo, no tratra ela ny zanako? Inona no antony mitana…
10. Ny maso nahiratra 1 Nony niverina izy ireo, ka tonga tao Karàna, tanàna eo amin’ny fisasahan-dalana mankany Niniva, tamin’ny andro faha-11, 2 dia hoy ity Anjely: «Ry Tobia rahalahiko,…
11. I Rafaely 1 Ary niantso an-janany hankeo aminy i Tobia ka nanao taminy hoe: «Inona no homentsika an’ity lehilahy masina nanaraka anao tany amin’ny dianao?» 2 Dia hoy i…
12. I Siôna 1 Dia nisoka-bava, nisaotra ny Tompo i Tobia rainy ka nanao hoe: «Lehibe Ianao, ry Tompo, ao amin’ny mandrakizay, ary manenika ny taona rehetra ny fanjakanao. 2…
1 Toy izany no niafaran’ny tenin’i Tobia. 13. Niniva Tatỳ aorian’ny nahiratany dia velona 42 taona i Tobia, ka nahita ny zanaky ny zafiny. 2 Roa amby zato taona no…