Neh 8
Vakîn’i Esdrasa ny lalàna. Fetin’ny Trano lay 1 Nony tonga ny volana fahafito, ka efa tafapetraka amin’ny tanànany avy ny zanak’i Israely, dia nivory toy ny olona iray ihany ny…
Vakîn’i Esdrasa ny lalàna. Fetin’ny Trano lay 1 Nony tonga ny volana fahafito, ka efa tafapetraka amin’ny tanànany avy ny zanak’i Israely, dia nivory toy ny olona iray ihany ny…
Vavaka fiaikena heloka 1 Tamin’ny andro faha-24n’izany volana izany, nivory hifady hanina ny zanak’i Israely, samy nitafy lasàka sy nanisy vovoka ny lohany. 2 Nisaraka tamin’ny zanaky ny hafa firenenarehetra…
Tatitry ny fanekena nataon’ny vahoaka manontolo 1 «Noho izany rehetra izany, dia manao fanekena masina izahay ka nalatsakay an-tsoratra, ary ny lehibenay, ny Levitanay sy ny mpisoronay nanisy ny tombokaseny…
Fanendren’i Nehemia izay honina ao Jerosalema. Anaran’olona samihafa 1 Niorim-ponenana tao Jerosalema ny lehiben’ny vahoaka, ary nanaovana filokana ny vahoaka sisa mba ho tonga honina ao Jerosalema tanàna masina ny…
Ny Jody nonina tany amin’ny vohitra hafa 1 Izao no mpisorona sy Levita niara-niverina tamin’i Zôrôbabela zanak’i Salatiela, sy i Josoe: I Saraiasa, i Jeremia, i Esdrasa, 2 i Amariasa,…
1 Tamin’izany andro izany dia nisy namaky teny tao amin’ny bokin’i Môizy mba ho ren’ny vahoaka; ka hita voasoratra ao fa tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’Andriamanitra, na oviana na oviana,…
1 I Tobiadia avy amin’ny fokon’i Neftalì, sy avy amin’ny tanànan’i Neftalì anankiray, izay any Galilea ambony, eo ambonin’i Naasôna, ao ankoatra ny lalana miankandrefana, ka eo ankavanan’ny tanànan’i Sefeta….
2. Izy jamba 1 Tatỳ aorian’izany, tonga ny anankiray amin’ny fetin’ny Tompo, ary nanomanana sakafo lehibe tao an-tranon’i Tobia, 2 ka hoy izy tamin’ilay zanany: «Mandehana ary mitondrà mankatỳ olona…
1 Velon-tsento i Tobia tamin’izay ka rafitra nivavaka tamin-dranomaso, nanao hoe: 2 «Marina Ianao, ry Tompo, marina avokoa ny fitsarànao, antra sy hitsiny aman-drariny, ny lalànao rehetra. 3 Koa ankehitriny,…
4. I Tobia 1 Nataon’i Tobia fa nekena ny fangatahanyka dia efa ho faty izy; koa nantsoiny hankeo aminy i Tobia zanany, 2 dia hoy izy taminy: «Henoy ny teny…