Esd 8
1 Izao no loham-pianakaviana sy filazana ny firazanany, dia ireo niara-niakatra tamiko avy any Babilôna, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka. 2 Tamin’ny taranak’i Finea, i Gersôma; tamin’ny taranak’i Itamara, i…
1 Izao no loham-pianakaviana sy filazana ny firazanany, dia ireo niara-niakatra tamiko avy any Babilôna, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka. 2 Tamin’ny taranak’i Finea, i Gersôma; tamin’ny taranak’i Itamara, i…
Fandravana ny fanambadiana amin’olona hafa firenena 1 Nony vita izany rehetra izany, nanatona ahy ny lehibe, ka nanao hoe: «Tsy tafasaraka tamin’ny vahoakan’ireto tany ireto ny vahoaka Israely mbamin’ny mpisorona…
1 Raha mbola nitomany sy niankohoka teo anoloan’ny tranon’Andriamanitra i Esdrasa nanao izany fivavahana amam-pieken-keloka izany, dia nisy vahoaka Israelita maro be, lehilahy sy zaza amam-behivavy nivory teo aminy; fa…
Fiantsoana an’i Nehemia sy ny nanirahana azy ho an’i Jodà 1 Tenin’i Nehemiazanak’i Helkiasa. Tamin’ny volana Kasleo, taona faha roapolo, raha tao an-dapa, tany Sosaaho, 2 dia inty tonga i…
1 Tamin’ny volana Nisàna, taona faharoapolo nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka, raha ilay efa mby teo anoloany iny ny divay, dia noraisiko ny divay ka natolotro ny mpanjaka, ary nitandrina aho mba…
Ireo nanolo-tena hanorina ny manda 1 I Eliasiba mpisorona lehibe, mbamin’ireo mpisorona rahalahiny dia nanomboka nanorina ny vavahadin’ny Ondry, nanamasina azy izy, dia nandatsaka ny lela-vavahady; namboariny ny manda dia…
1 Nisafoaky ny hatezerana avokoa anefa i Sanabalata, ny Arabo, ny Amônita ary ny Azôtianina, nony nandre fa hoe mandroso ny famboarana ny manda, ary efa mitampina miandalandalana ny banga,…
Fanomezan-drariny ny fitondrany 1 Velon-taraina mafy ny sarambabem-bahoaka mbamin’ny vadiny, noho ny amin’ireo Jody rahalahiny. 2 Hoy ny sasany: «Maro izahay, mbamin’ny zanakay lahy aman-janakay vavy, ka aoka handray vary…
Ny nahavitan’ny manda 1 Nony fantatr’i Sanabalata, i Tobia, i Gôsena Arabo, mbamin’ireo fahavalonay hafa, fa hoe, voaarina indray ny manda, ary tsy misy banga intsony; 2 – nefa hatramin’io…
1 Nony vita ny manda ka efa nalatsako ny lela vavahady, dia ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny levita no napetraka hiambina. 2 Ary i Hananì rahalahiko sy i Anania…