2Tan 34
Topy maso momba ny fanjakana 1 Valo taona i Josiasa fony vao nanjaka, ary 31 taona no nanjakany tao Jerosalema. 2 Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh izy, ka nandeha…
Topy maso momba ny fanjakana 1 Valo taona i Josiasa fony vao nanjaka, ary 31 taona no nanjakany tao Jerosalema. 2 Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh izy, ka nandeha…
Fanomanana ny Paka 1 Nankalaza ny Paka tao Jerosalema i Josiasa ho fankalazana an’i Iaveh, ka namonona ny Paka ny olona tamin’ny andro faha-14n’ny volana voalohany. 2 Nanendry ny mpisorona…
i Jôakaza 1 I Jôakaza, zanak’i Josiasa, no nalain’ny vahoaka tamin’ny tany nampanjakainy handimby an-drainy, tao Jerosalema. 2 Ary 23 taona i Jôakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no…
Ny niverenan’ny Siônista 1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Sirosa mpanjakan’i Persa, dia namporisihin’i Iaveh ny fanahin’i Sirosa mpanjakan’i Persa, mba hahatanteraka ny tenin’i Iaveh, nolazainy tamin’i vavan’i Jeremia: ka nasainy…
Anaran’ireo Siônista sy isany 1 Ireto ny olona ambanivohitra niverina avy amin’izay nanaovana sesitany azy, dia izay nentin’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna ho any Babilôna, ka niverina ho any Jerosalema sy…
Niverenana ny fanompoam-pivavahana 1 Nony tonga ny volana fahafito, ka efa tafapetraka tamin’ny tanànany avy ny zanak’i Israely, dia nivory tany Jerosalema, toy ny olona iray ihany, ny vahoaka. 2…
Tsy vanona ny asan’ny Samaritanina faha-Sirosa 1 Nony ren’ny fahavalon’i Jodà sy i Benjamina fa hoe manao tempoly ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ny zanaky ny fahababoana, 2 dia nanatona…
1 Ary ireo mpaminany, i Akzea mpaminany sy i Zakaria zanak’i Adô dia naminany tamin’ireo Jody izay tany Jodà sy Jerosalema, amin’ny Anaran’ny Andriamanitr’i Israely izay nanindry azy. 2 Ka…
1 Dia nanome didy i Dariosa mpanjaka, ka dia nokarohina tao amin’ny trano fitahirizan-taratasy izay nitahirizana ny rakitra tany Babilôna. 2 Ka indro hita tao Ekbatàna, tanàna mimanda ao amin’ny…
Asa nanirahana an’i Esdrasa sy ny maha-izy azy 1 Tatỳ aorian’ireo zava-niseho ireo, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjakan’i Persa kosa indray, i Esdrasa zanak’i Saraisa zanak’i Helkiasa 2 zanak’i Seloma…