Jen 31

Ny nandosiran’i Jakôba 1 Ren’i Jakôba fa ny zanakalahin’i Labàna dia nanao vava hoe: «Lasan’i Jakôba avokoa izay nananan-draintsika; ary avy amin’ny ananan-draintsika no nahazoany izao fananany rehetra izao.» 2…

Jen 32

1 Dia nanohy ny diany i Jakôba ary ny Anjelin’Andriamanitra nifanena taminy. 2 Ka hoy izy nahita ireo: «Tobin’Andriamanitra ity;» dia nataony hoe Mahanaîma ny anaran’izany fitoerana izany. I Jakôba…

Jen 33

Ny Nihaonana tamin’i Esao 1 Ary natopin’i Jakôba ny masony, ka indro tamy i Esao omban’olona efajato lahy. Dia nozarazarainy ny zaza ho any amin’i Lià sy ho any amin’i…

Jen 34

Ny nanaovana an-keriny tamin’i Dinà 1 Ary i Dinà zanaka vavin’i Lià, naterany tamin’i Jakôba, nivoaka hizaha ny zazavavy tompon-tany, 2 ka hitan’i Sikema zanak’i Hemora, Heveanina, andriana tamin’izany tany…

Jen 35

Niverenan’i Jakôba tany Betela 1 Ary hoy Andriamanitra tamin’i Jakôba: «Andeha ianao miakatra an’i Betela ka monena any, manangàna ôtely any, ho an’ilay Andriamanitra niseho taminao, fony ianao nandositra teo…

Jen 36

Ireo vadin’i Esao sy ireo zanany tany Kanaana 1 Izao no taranak’i Esao, izay Edôma ihany: Naka vady tamin’ny zanaka vavin’i Kanaana i Esao. 2 I Adà, zanaka vavin’i Elôna,…

Jen 37

1 Ary i Jakôba niorim-ponenana teo amin’ny tany nitoeran-drainy any amin’ny Kanaana. I Josefa sy ireo rahalahiny 2 Izao no tantaran’i Jakôba. Rahefa fito ambin’ny folo taona i Josefa, dia…

Jen 38

Tantaran’i Jodà sy Tamara 1 Tamin’izany andro izany, niala teo amin’ireo rahalahiny i Jodà, dia nidina ka tonga tany amin’ny lehilahy anankiray tao Odolama atao hoe Hirà. 2 Teo no…

Jen 39

Ny nanombohan’i Josefa tany Ejipta 1 Nentina tany Ejipta i Josefa, ary i Potifara, Ejiptianina, tandapan’i Faraôna, lehiben’ny mpiambina, no nividy azy tamin’ny Ismaelita, izay nitondra azy tany. 2 Nomban’i…

Jen 40

Ny nivoasan’i Josefa ny nofin’ireo mpifatotra roa lahy 1 Tatỳ aorian’izany dia sendra diso tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony, ny mpandroso divay sy ny mpitantana mofo, ao amin’ny mpanjakan’i Ejipta. 2…