2Tan 14

1 Nanao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Iaveh Andriamaniny i Asà. Nandrava ny ôtelin’ny olona hafa firenena sy ny fitoerana avo izy, 2 ary nanorotoro ny tsangam-bato sy ny…

2Tan 15

Faminanian’i Azariasa. Fanavaozana fanekena an’i Iaveh 1 Tonga tamin’i Azariasa zanak’i Obeda ny fanahin’Andriamanitra 2 ka nandeha nitsena an’i Asà izy, sy nilaza taminy hoe: «Mihainoa ahy, ry Asà, mbaminareo…

2Tan 16

1 Tamin’ny taona faha-36 nanjakan’i Asà dia niakatra hamely an’i Jodà, i Baasà mpanjakan’i Israely, ka naoriny i Ramà mba hisakana ny olon’i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. 2…

2Tan 17

Ny herin’i Jôsafata 1 I Jôsafata zanak’i Asà, no nanjaka nandimby azy. Nanamafy ny fiarovany tena tamin’i Israely, 2 nametraka antoko-miaramila tamin’ny tanàna mimanda rehetra amin’i Jodà izy, ary nametraka…

2Tan 18

Fihavanana tamin’i Akaba sy ireo mpaminany 1 Nanan-karena amam-boninahitra be i Jôsafata ary nanao fanambadiana izy nihavanany tamin’i Akaba. 2 Nony afaka taona vitsivitsy, nidina nankany amin’i Akaba tany Samaria…

2Tan 19

1 Nony niverina soa aman-tsara ho any an-tranony ao Jerosalema i Jôsafata mpanjakan’i Jodà, 2 dia nitsena azy i Jehò, mpahita, zanak’i Hananì, ka hoy izy tamin’i Jôsafata mpanjaka: «Tokony…

2Tan 20

Finoana sy hira masina tamin’ny adin’i Edômita 1 Tatỳ aorian’izay, dia tamy ny taranak’i Moaba sy ny taranak’i Amôna, ary nisy Amônita niaraka taminy, hamely an’i Jôsafata dia hiady aminy….

2Tan 21

1 Nody mandry any amin’ny razany i Jôsafata, dia nalevina tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida, ary i Jôrama zanany no nanjaka nandimby azy. Ny nahatonga mpanjaka an’i Jôrama sy…

2Tan 22

I Okoziasa sy ny fitondram-panjakany 1 I Okoziasa zanak’i Jôrama faralahy no nampanjakain’ny mponina ao Jerosalema handimby azy, fa ireo zokiny rehetra, efa matin’ny mpitoha ady niara-tonga tamin’ny Arabo, tao…

2Tan 23

Nanohitra an’i Atalia ny mpitondra fivavahana 1 Tamin’ny taona fahafito, rehefa nihanahery i Jôiadà dia nalainy ho mpikambana aminy ny tompon-jato Azariasa zanak’i Jerôhama, i Ismaela zanak’i Johanàna, i Azariasa…