2Tan 4

1 Nanao ôtely varahina anìdina i Salômôna, roapolo hakiho ny halavany, roapolo hakiho ny sakany, ary folo hakiho ny haavony. 2 Nanao ranomasina anìdina izy: folo hakiho ny haben’ny vavany…

2Tan 5

1 Toy izany no nahavitan’ny voa-javatra rehetra nataon’i Salômôna amin’ny tranon’i Iaveh. Dia nalain’i Salômôna ny zavatra rehetra natokan’i Davida rainy, sy ny volafotsy amam-bolamena mbamin’ny fanaka rehetra ka nataony…

2Tan 6

1 Tamin’izay dia hoy i Salômôna: «Tian’i Iaveh ny mitoetra eo amin’ny haizina. 2 Ary nanao trano aho, ka ho fonenanao izy, ary toerana mba hitoeranao mandrakizay.» Tenin’i Salômôna tamin’ny…

2Tan 7

Fitokanana ny Tempoly 1 Nony tapitra ny vavak’i Salômôna, dia nodoran’ny afo avy any an-danitra ny sorona dorana mbamin’ny sorona ary nameno ny trano ny voninahitr’i Iaveh. 2 Ka tsy…

2Tan 8

Famaranana: Famitana ny fanorenana ny Tempoly 1 Nony afaka ny roapolo taona, ka efa vitan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh sy ny tranony, 2 dia naoriny indray ireo tanàna nomen’i Hirama…

2Tan 9

1 Rehefa nandre ny lazan’i Salômôna ny mpanjakavavin’i Sabà, dia tonga tao Jerosalema izy, hizaha toetra an’i Salômôna amin’ny ankamantatra, narahin’ny kalesy maro be sy rameva nitondra zava-manitra, volamena be…

2Tan 10

Nisaraka roa 1 Ary nankany Sikema i Rôbôama, fa efa nandeha nankany Sikema i Israely rehetra hampanjaka azy. 2 Nony nandre izany i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay mbola tany Ejipta,…

2Tan 11

Fihetsiketsik’i Rôbôama 1 Nony tafaverina tany Jerosalema i Rôbôama, dia namory ny taranak’i Jodà sy i Benjamina, mpiady voafantina 180.000, hiady amin’i Israely hampody ny fanjakana amin-dRôbôama. 2 Kanjo tonga…

2Tan 12

1 Nony nohamafisin’i Rôbôama ny fanjakany sy nahazo hery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Iaveh izy mbamin’i Israely rehetra. 2 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan-dRôbôama, dia niakatra i Sesàka mpanjakan’i Ejipta…

2Tan 13

Ny ady 1 Tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jerôbôama no vao nanjaka tamin’i Jodà i Abià, ary telo taona no nanjakany tany Jerosalema. 2 Ny anaran-dreniny dia Mikaià, zanaka vavin’i Oriela,…