1Tan 3

Ireo zanak’i Davida 1 Ireto no zanaka lahin’i Davida naterany tany Hebrôna: i Amôna lahy matoa, zanak’i Akinôama, avy any Jezraela, i Daniela zanak’i Abigaila avy any Karmela, lahy aivo,…

1Tan 4

Zanak’i Jodà: i Sobala 1 Zanaka lahin’i Jodà: i Faresa, i Hesbôna, i Karmì, i Hora sy i Sobala. 2 I Raià zanaka lahin’i Sobala, niteraka an’i Jahata; i Jahata…

1Tan 5

I Robena 1 Zanaka lahin-dRobenalahy matoan’i Israely. Fa izy no lahy matoa, saingy noho izy nandoto ny farafaran-drainy, dia nomena ny zanak’i Josefa zanak’i Israely, ny fizokiany; tsy dia nosoratana…

1Tan 6

Taranak’i Levì 1 Zanaka lahin’i Levì: i Gersôma, i Kaata, ary i Merarì 2 Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Gersôma: Lobnì sy Semeià. 3 Zanaka lahin’i Kaata: i Amrama, i…

1Tan 7

I Isakara 1 Zanaka lahin’i Isakara: i Tolà, i Foà, i Josoba ary i Simerôna: efatra izy. 2 Zanaka lahin’i Tolà: i Ozia, i Rafaia, i Jeriela, i Jemaia, i…

1Tan 8

Taranak’i Benjamina 1 Ny naterak’i Benjamina dia i Bela lahy matoany, i Asbela lahy aivo, i Aharà fahatelo, 2 i Nohaà fahefatra, ary i Rafà fahadimy. 3 Ny zanaka lahin’i…

1Tan 9

I Jerosalema tanànan’i Israely, tanàna masina 1 Voasoratra amin’ny tetiaram-pirazanana avokoa izany i Israely rehetra, ka indreto izy voasoratra ao amin’ny bokim-panjakan’i Israely; ary nenti-ko babo tany Babilôna i Jodà,…

1Tan 10

Ny nahafatesan’i Saola 1 Niady tamin’i Israely ny Filistinina ary nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny lehilahy amin’i Israely, ka lavo teny an-tendrombohitra Jelbôe efa azon’ny ratra mahafaty. 2 Nifikitra nanenjika…

1Tan 11

Ny nanosorana an’i Davida 1 Ary nivory teo amin’i Davida tany Hebrôna i Israely rehetra nanao hoe: «Indro fa taolanao sy nofonao izahay. 2 Taloha fony mbola nanjaka aza i…

1Tan 12

Ireo mpiady voalohany nomba an’i Davida 1 Fony i Davida tsy maintsy mbola nitoetra lavitra ny tavan’i Saola zanak’i Kisa, dia ireto no tonga nankeo aminy tao Sikelega; anisan’ny mahery…