2Mpa 18

Filazana mialoha ny fanjakan’i Ezekiasa (716-687) 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Osea, zanak’i Elà mpanjakan’i Israely, no vao nanjaka kosa i Ezekiasa zanak’i Akaza mpanjakan’i Jodà. 2 25 taonaizy fony…

2Mpa 19

Fanontaniana an’i Izaia mpaminany 1 Vao nandre ny filazana izany i Ezekiasa mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany, nitafy lasàka ary nankao an-tranon’i Iaveh, 2 dia naniraka an’i Eliasima lehiben’ny tao…

2Mpa 20

Ny nahararian’i Ezekiasa sy ny nahasitranany 1 Tamin’izany andro izany, narary efa ho faty i Ezekiasa. Ka tonga tao aminy i Izaia zanak’i Amôsa nilaza taminy hoe: «Izao no lazain’i…

2Mpa 21

Ny nanjakan’i Manase tany Jodà (687-642) 1 12 taona i Manase fony tonga mpanjaka, ary 55 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hafsibà. 2 Nanao izay ratsy…

2Mpa 22

Filazalazana ny nanjakan’i Josiasa (640-609) 1 Valo taona i Josiasa fony tonga mpanjaka, ary 31 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Ididà zanak’i Adaia avy any Besekata. 2…

2Mpa 23

Novakina amim-pomba manetriketrika ny lalàna 1 Ary ny mpanjaka naniraka hamory ny loholon’i Jodà sy i Jerosalema rehetra ho ao aminy. 2 Dia niakatra ho ao an-tranon’i Iaveh ny mpanjaka…

2Mpa 24

1 Fony fahavelony dia lasa niantafika i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, ka nanoa azy telo taona i Jôakima; fa niodina taminy indray izy. 2 Nalefan’i Iavehhamely an’i Jôakima ny antoko-miaramila Kaldeanina,…

2Mpa 25

1 Tamin’ny taona fahasivynanjakan’i Sedesiasa, tamin’ny volana fahafolo, andro fahafolon’ny volana, dia tonga hamely an’i Jerosalema i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna sy ny tafiny rehetra; dia niorin-dasy teo anoloany izy, ary…

1Tan 1

Ny niandohan’ireo antoko telo lehibe 1 I Adama, i Seta, i Enôsa, 2 i Kainàna, i Malaleela, i Jareda, 3 i Henoka, i Matosale, i Lameka, 4 i Nôe, i…

1Tan 2

Ireo zanak’i Israely 1 Ireto no zanak’i Israely: i Robena, i Simeôna, i Levì, i Jodà, i Isakara, i Zabolôna, 2 i Dàna, i Josefa, i Benjamina, i Neftalì, i…