1Mpa 20

Natao fahirano i Samaria 1 Ary i Benadaba mpanjakan’i Siria, namory ny tafiny rehetra; mpanjaka 32 no niaraka taminy, sady nisy soavaly aman-kalesy maro koa. Dia niakatra izy ary nanao…

1Mpa 21

Tsy nanaiky hivarotra ny tanimboalobony i Nabôta 1 Taorian’izany zavatra izany, tao Jezrahela kosa, dia nanana tanimboaloboka anankiray i Nabôta avy ao Jezrahela, ary teo akaikin’ny lapan’i Akaba mpanjakan’i Samaria…

1Mpa 22

Nanapaka hevitra i Akaba hanafika an’i Ramôta any Galaada 1 Nandry feizayny tany nandritra ny telo taona, fa tsy niady i Siria sy i Israely. 2 Nony tamin’ny taona fahatelo,…

2Mpa 1

1 Nony maty i Akaba dia niodina tamin’i Israely i Moaba. 2 Ary i Okoziasa potraka avy eny am-baravarankely makarakara, teo amin’ny efitranony ambony, any Samaria, ka narary. Nandefa iraka…

2Mpa 2

Ny nanalàna an’i Elia, izay nodimbiasan’i Elisea 1 Nony nampakarin’i Iaveh ho any an-danitra amin’ny tafio-drivotra i Elia, dia niara-nandeha avy any Galgalài Elia sy i Elisea. 2 Ary hoy…

2Mpa 3

Teny mialoha ny nanjakan’i Jôrama tamin’i Israely (852-841) 1 Tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folon’i Jôsafata mpanjakan’i Jodà, no tonga mpanjakan’i Israely tao Samaria i Jôrama zanak’i Akaba, ary roa ambin’ny…

2Mpa 4

Ny menak’ilay mpananotena 1 Nisy vehivavy anankiray vadin’ny iray amin’ny zanaky ny mpaminany, nitaraina tamin’i Elisea, nanao hoe: «Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao fa natahotra an’i Iaveh ny mpanomponao…

2Mpa 5

Ny nahasitrana an’i Naamàna 1 I Naamàna, komandin’ny tafiky ny mpanjakan’i Siria dia lehilahy manam-pahefana sy tò teny eo amin’ny tompony, fa izy no namonjen’i Iaveh ny Sirianina; nefa boka…

2Mpa 6

Ilay famaky very ka hita 1 Ary hoy ny zanaky ny mpaminany tamin’i Elisea: «Ety loatra ho anay ny toerana hipetrahanay eto anatrehanao. 2 Ka aoka hankany Jordany izahay dia…

2Mpa 7

1 Fa hoy i Elisea: «Mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo. Izao no lazain’i Iaveh: Rahampitso toy izao, eo am-bavahadin’i Samaria, iray sikla dia hahazo lafarina tsara indrindra eran’ny famarana, iray…