1Mpa 10
Famangian’ny mpanjaka vavin’i Sabà 1 Nandre ny lazan’anaran’i Salômônaamin’ny Anaran’i Iaveh, ny mpanjaka vavin’i Sabà, ka tamy hizaha toetra azy amin’ny ankamantatra. 2 Dia tonga tany Jerosalema izy, narahin’ny kalesy…
Famangian’ny mpanjaka vavin’i Sabà 1 Nandre ny lazan’anaran’i Salômônaamin’ny Anaran’i Iaveh, ny mpanjaka vavin’i Sabà, ka tamy hizaha toetra azy amin’ny ankamantatra. 2 Dia tonga tany Jerosalema izy, narahin’ny kalesy…
Ireo vadin’i Salômôna 1 Afa-tsy ny zanaka vavin’i Faraôna, maro koa ny vehivavy hafa firenena tian’i Salômôna, dia ny Moabita, ny Amônita, ny Edômita, ny Sidonianina, ny Heteanina, 2 ary…
Fihaonam-be tao Sikema 1 Nankany Sikema i Rôbôama, fa tonga tany Sikema i Israely rehetra hampanjaka azy. 2 Nony nandre izany i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa…
Fanozonana ny ôtely tao Betela 1 Raha mbola nitoetra teo amin’ny ôtely handoro ny sorona i Jerôbôama, dia indro nisy olon’Andriamanitra avy any Jodà, tonga tany Betela, noho ny tenin’i…
Tohin’ny fanjakan’i Jerôbôama voalohany (931-910) 1 Tamin’izany andro izany, dia nandraiki-narary i Abià zanak’i Jerôbôama, 2 ka hoy i Jerôbôama tamin’ny vavy: «Raha sitrakao, mitsangàna ka manovà endrika, mba tsy…
Fanjakan’i Abiama tany Jodà (913-911) 1 Tamin’ny taona faha-18nanjakan’i Jerôbôama zanak’i Nabata, no nahatongavan’i Abiama ho mpanjakan’i Jodà. 2 Ary telo taona no nanjakany teo Jerosalema. Maakà, zanaka vavin’i Abesalôma…
1 Ary tonga tamin’i Jehoa, zanak’i Hananì, ny tenin’i Iaveh namely an’i Baasà, nanao hoe: 2 «Nasandratro avy amin’ny vovoka ianao, ary natsangako ho mpanjakan’i Israely oloko, kanjo ny lalan’i…
Fanambaràna mialoha ny hain-tany 1 Ary i Elia, Tesbita, isan’ny mponina tao Galaada, nilaza tamin’i Akaba hoe: «Velona i Iaveh, Andriamanitr’i Israely, izay itsanganako eo anatrehany! Tsy hisy ando na…
Fihaonan’i Elia sy i Abdiasa 1 Nony afaka andro maro dia tonga tamin’i Elia ny tenin’i Iaveh tamin’ny taona fahatelo, nanao hoe: «Mandehana miseho eo anatrehan’i Akaba, ka handatsaka ranonorana…
Teny an-dalana ho any Horeba 1 Nolazain’i Akaba tamin’i Jezabela avokoa ny nataon’i Elia, sy ny namonoany ny mpaminany rehetra tamin’ny sabatra. 2 Ka naniraka olona ho any amin’i Elia,…