Jen 21

Ny nahaterahan’i Isaaka 1 Namangy an’i Sarà i Iaveh araka ilay efa voalazany, notanterahin’i Iaveh tamin’i Sarà ny efa nampanantenainy. 2 Nanana anaka i Sarà ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, tamin’ny…

Jen 22

Ny nanaovana sorona an’i Isaaka 1 Taorian’izany, nizaha toetra an’i Abrahama Andriamanitra ka nanao taminy hoe: «Ry Abrahama ô!» Ary hoy izy: «Inty aho.» 2 Dia hoy Andriamanitra: «Ento ny…

Jen 23

Ny fasan’ireo Patriarka 1 Ny andro niainan’i Sarà dia fito amby roapolo amby zato taona, izany no taona niainany. 2 Ary i Sarà dia maty tany Kiriatarbe, dia Hebrôna izany,…

Jen 24

Fanambadian’i Isaaka sy i Rebekà 1 Efa zoky olona sy nandroso fahanterana i Abrahama sady nosoavin’i Iaveh tamin’ny zavatra rehetra. 2 Ary hoy i Abrahama tamin’ny mpanompony, ilay tranainy indrindra…

Jen 25

Ny taranak’i Abrahama tamin’i Setorà 1 Ary i Abrahama nampaka-bady, Setorà no anarany. 2 Ka izao no naterak’io taminy: i Zamràna, i Jeksàna, i Madàna, i Madiàna, i Jesbaka ary…

Jen 26

Nitoeran’i Isaaka tany Jerara 1 Nisy mosary indray tamin’ny tany; hafa fa tsy ilay mosary fony fahavelon’i Abrahama. Ka lasa i Isaaka nankany Jerara amin’i Abimeleka, mpanjakan’ny Filistinina. 2 Ary…

Jen 27

Ny nahazoan’i Jakôba ny tso-dranon’i Isaaka 1 Efa antitra i Isaaka ka efa nanjavona ny masony ka tsy nahita intsony. Dia niantso an’i Esao zanany lahy matoa izy, ka nanao…

Jen 28

1 Dia nantsoin’i Isaaka i Jakôba, ka notsofiny rano sy nomeny teny hoe: «Aza maka vady amin’ny zanaka vavin’i Kanaana. 2 Fa miaingà ianao, mankanesa any Padan-Arama, any amin’i Batoela,…

Jen 29

I Jakôba tonga any amin’i Labàna 1 Dia nanohy ny diany i Jakôba, ary nandeha ho any amin’ny tanin’ny zanaky ny Tatsinanana. 2 Nitazana izy ka indro lavaka fantsakana anankiray…

Jen 30

1 Nony hitan-dRasela fa tsy mba niteraka tamin’i Jakôba izy, dia nialona ny rahavaviny izy sady nanao tamin’i Jakôba hoe: «Mba omeo zaza aho, fa raha tsy izany maty aho.»…