1Sam 15
Ady masina tamin’ny Amalesita 1 Ary hoy i Samoela tamin’i Saola: «Izaho no nirahin’i Iaveh hanosotra anao ho mpanjaka amin’ny vahoakany, amin’i Israely: koa henoy izay lazain’i Iaveh: 2 Izao…
Ady masina tamin’ny Amalesita 1 Ary hoy i Samoela tamin’i Saola: «Izaho no nirahin’i Iaveh hanosotra anao ho mpanjaka amin’ny vahoakany, amin’i Israely: koa henoy izay lazain’i Iaveh: 2 Izao…
Fanosorana an’i Davida 1 Ka hoy i Iaveh tamin’i Samoela: «Mandra-pahoviana no hitomanianao an’i Saola, kanefa Aho manary azy tsy ho mpanjaka amin’i Israely intsony? Fenoy diloilo ny tandrokao dia…
I Gôliata mihatsy ny tafika israelita 1 Ary namory ny miaramilany ny Filistinina mba hiantafika ka tafangona tao Sokao, izay an’i Jodà, dia nitoby tao Efasa-Domina anelanelan’i Sokao sy i…
1 Nony tapitra niteny tamin’i Saola i Davida, dia raiki-pitia tamin’ny fanahin’i Davida ny fanahin’i Jônatasy, ka tia azy toy ny ainy i Jônatasy. 2 Androtr’izay ihany, dia noraisin’i Saola…
I Jônatasy mifona ho an’i Davida 1 Niresaka tamin’i Jônatasy zanany sy ny mpanompony rehetra i Saola ny amin’izay hahafaty an’i Davida. Fatratra kosa anefa ny fitiavan’i Jônatasy zanak’i Saola…
I Jônatasy nanampy an’i Davida handeha 1 Nandositra niala tany Najôta any Ramà i Davida, ka nony tonga izy dia nilaza teo anatrehan’i Jônatasy hoe: «Inona no nataoko? Inona no…
1 Koa i Davida moa nitsangana dia lasa nandeha, fa i Jônatasy kosa niditra nankany an-tanàna. Ny nijanonan’i Davida tany Nobe 2 Lasa nankany Nobe amin’i Akimeleka mpisorona i Davida…
Manomboka fiainana mivezivezy i Davida 1 Niala teo i Davida ka nandositra tany amin’ny zohin’i Odolama. Nony nandre izany ny rahalahiny sy ny fianakavian-drainy rehetra, dia nidina nankany aminy koa….
I Davida tany Keilà 1 Ary nisy olona tonga nilaza tamin’i Davida hoe: «Indreo ny Filistinina mamely an’i Keilà, sady mamabo eny am-pamoloana.» 2 Dia nanontany an’i Iavehi Davida nanao…
I Davida mitsimbina an’i Saola 1 Ary teo i Davida dia niakatra hipetraka tao amin’ny fitoerana mimanda ao Engadi. 2 Nony tafaverina avy nanenjika ny Filistinina i Saola dia nisy…