1Sam 5

Ny nanjò ny Filistinina tamin’ny Fiaran’ny Fanekena 1 Nony azon’ny Filistinina ny Fiaran’Andriamanitra dia nentiny avy tany Eben-Ezera ho any Azota. 2 Nalain’ny Filistinina ny Fiaran’Andriamanitra ka nampidiriny tao an-tranon’i…

1Sam 6

Naverina ny Fiaran’ny Fanekena 1 Fito volana no nipetrahan’ny Fiaran’i Iaveh tany amin’ny Filistinina, 2 dia nantsoin’ny Filistinina ny mpisorona mbamin’ny mpimasy, nilazany hoe: «Hatao ahoana ity Fiaran’i Iaveh? Lazao…

1Sam 7

1 Dia tonga ny olona ao Kariatiarima ka nampiakatra ny Fiaran’i Iaveh, nentiny nankany an-tranon’i Abinadaba any amin’ny havoana; ary i Eleazara zanany nohamasininyhiandry ny Fiaran’i Iaveh. I Samoela mpitsara…

1Sam 8

Nangataka mpanjaka ny vahoaka 1 Nony efa antitra i Samoela, dia ireo zanany no natsangany hitsara an’i Israely. 2 I Joela no anaran’ny zanany lahimatoa, ary i Abià no anaran’ny…

1Sam 9

I Saola sy ireo ampondra vavin-drainy 1 Nisy lehilahy anankiray avy amin’i Benjamina atao hoe Kisy, zanak’i Abiela, zanak’i Serôra, zanak’i Bekôrata, zanak’i Afià, zanaky ny Benjaminita anankiray; lehilahy mahery…

1Sam 10

1 Nalain’i Samoela ny tavoara nisy diloilo, naidiny tamin’ny lohan’i Saola, dia norohany izy, sady nataony hoe: «Moa tsy nohosoran’i Iaveh ho mpanapaka amin’ny lovany va ianao? 2 Rehefa tafasaraka…

1Sam 11

Ny nandresen’i Saola ny Amônita 1 Ary i Naasy Amônita niakatra dia nitoby teo anoloan’i Jabesy any Galaada. Ka hoy ny mponina rehetra tany Jabesy tamin’i Naasy: «Manaova fanekem-pihavanana aminay…

1Sam 12

Niala tsy ho mpitsara i Samoela eo anatrehan’i Saola 1 Hoy i Samoela tamin’i Israely rehetra: «Izao àry efa nihaino ny feonareo aho, tamin’izay rehetra nolazainareo tamiko, ary efa nanangana…

1Sam 13

Ny namelezana ny Filistinina 1 Ny taonan’i Saola nony tonga mpanjaka izy dia…, ary roa taona no nanjakany tamin’i Israely. 2 Telo arivo lahy no nofantenan’i Saola tamin’i Israely homba…

1Sam 14

Nasian’i Jônatasy ny Filistinina 1 Indray andro izay, hoy i Jônatasy tamin’ny zatovo nitondra ny fiadiny: «Andeha isika hiampita eny amin’ny antoko miaramilan’ny Filistinina erỳ an-dafy». Tsy nolazainy tamin-drainy anefa…