Mpits 20
Hamaly faty ny helok’i Gabaà ny Israelita 1 Dia nivoaka ny zanak’i Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bersabeasy ny tany Galaada; ka nivory teo anatrehan’i Iaveh tany Masfà, toy…
Hamaly faty ny helok’i Gabaà ny Israelita 1 Dia nivoaka ny zanak’i Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bersabeasy ny tany Galaada; ka nivory teo anatrehan’i Iaveh tany Masfà, toy…
Nanenina ny Israelita 1 Tany Masfà nianianany lehilahy amin’i Israely nanao hoe: «Tsy hisy hanome ny zanany vavy ho vadin’ny Benjaminita isika». 2 Nankany Betela ny vahoaka, ka nitoetra tao…
I ROTA SY I NÔEMÌ 1 Tamin’ny andro nanapahan’ny mpitsara dia nisy mosary teo amin’ny tany. Ary nisy lehilahy anankiray, avy ao Betlehema any Jodà, nandeha nitoetra tany amin’ny tanin’i…
I ROTA TANY AMIN’NY SAHAN’I BOOZA 1 Nanana havam-bady anankiray i Nôemì; lehilahy manan-jo sy manan-karena, avy amin’ny fianakavian’i Elimeleka izy io, ary Booza no anarany. 2 Ary hoy i…
I BOOZA NATORY 1 Dia hoy i Nôemì rafozany taminy: «Te hitady toeram-pitsaharana hiadananao aho, anaka. 2 Ary amin’izao moa tsy havantsika va i Booza, tompon’ny ankizy vavy niarahanao? Indro…
I BOOZA MANAMBADY AN’I ROTA 1 Niakatra teo am-bavahadin’ny tanàna i Booza ka nipetraka tao. Ary ity tamy handalo eo ilay anankiray mahazo manavotra voalazan’i Booza, ka hoy izy taminy:…
Fivahinianana masina tany Silao 1 Nisy lehilahy anankiray tany Ramataima-Sofima, any amin’ny tendrombohitra Efraima, atao hoe Elkanà, zanak’i Jerôhama, zanak’i Eliò, zanak’i Taohò, zanak’i Sofa; Efrateanina izy io. 2 Nampirafy…
Tononkiran’i Anà 1 Ary nivavaka i Anà ka nanao hoe: «Ny foko misomebin-kafaliana amin’i Iaveh, ny tandrokonasandratr’i Iaveh, ny vavako misokatra hamely ny fahavaloko; fa mifaly amin’ny famonjenao aho. 2…
Ny niantsoan’Andriamanitra an’i Samoela 1 Nanao ny fanompoana tamin’i Iaveh teo anatrehan’i Helì, i Samoela kely. Nahàlana ny tenin’i Iavehtamin’izany andro izany, ary vitsy ny fahitana. 2 Tamin’izany andro izany…
1 Ary natao tamin’i Israely rehetra ny tenin’i Samoela. Resy ny Israelita. Nalain’ny Filistinina ny Fiaran’ny Fanekena Dia nivoaka hiady tamin’ny Filistinina i Israely ka nitoby teo akaikin’i Eben-Ezera; ary…