Jen 11
Tilikambon’i Babela 1 Iray fiteny sy iray fanonona ny tany rehetra. 2 Nony nandeha niantsinanana ny olona dia nahita tany lemaka tao amin’ny tany Senaara izy, ka niorim-ponenana teo. 3…
Tilikambon’i Babela 1 Iray fiteny sy iray fanonona ny tany rehetra. 2 Nony nandeha niantsinanana ny olona dia nahita tany lemaka tao amin’ny tany Senaara izy, ka niorim-ponenana teo. 3…
Fiantsoan’Andriamanitra an’i Abrahama 1 Hoy i Iaveh tamin’i Abrama: «Mialà amin’ny taninao sy amin’ny fianakavianao ary amin’ny tranon-drainao mba ho any amin’ny tany hasehoko anao. 2 Izaho hahatonga anao ho…
Ny nisarahan’i Abrahama sy i Lôta 1 Ary niakatra avy any Ejipta nihazo tany atsimo i Abrama, dia izy sy ny vadiny, mbamin’ny fananany rehetra, ary i Lôta koa niaraka…
Famelezan’ireo mpanjaka efatra lehibe 1 Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Senaara, sy i Ariòka, mpanjakan’i Elasara, sy i Kodôrlahômôra, mpanjakan’i Elama, ary i Tadala, mpanjakan’i Gôima, 2 dia sendra rafitra ady…
Ireo Faneken’i Iaveh tamin’i Abrahama 1 Taorian’izany, tonga tamin’i Abrama tamin’ny fahitana ny tenin’i Iaveh nanao hoe: «Aza matahotra, ry Abrama, fa Izaho no ampinganao ary ho lehibe indrindra ny…
Ny nahaterahan’i Ismaely 1 Tsy niteraka tamin’i Abrama i Saray vadiny; ary nanana mpanompovavy Ejiptianina anankiray atao hoe Agara izy. 2 Hoy i Saray tamin’i Abrama: «Indro efa nataon’i Iaveh…
Fanekem-pihavanana sy famorana 1 Nony efa sivy amby sivy folo taona i Abrama dia niseho taminy i Iaveh ka nanao taminy hoe: «Izaho no Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra; mizora…
Fisehoana tao Mambre 1 Ary i Iaveh niseho taminy, teo amin’ireo terebintan’i Mambre, raha ilay nipetraka teo am-baravaran’ny lainy iny izy, tamin’ilay nigaingaina iny ny andro. 2 Nanopy ny masony…
Ny nandravana an’i Sôdôma sy i Gômôra 1 Dia tonga tao Sôdôma ny Anjely roa, nony hariva; ary i Lôta tamin’izay nipetraka teo am-bavahadin’i Sôdôma. Vao nahita azy ireo i…
Ny nitoeran’i Abrahama tao Jerara 1 Nifindra niala teo i Abrahama, dia nankany amin’ny faritany atsimo, ka nonina teo anelanelan’i Kadesa sy i Sora, ary nitoetra kelikely tao Jerara izy….