Deter 28
Tso-drano ampanantenaina 1 Raha manaiky tsara ny feon’i Iaveh Andriamanitrao ianao, ka manaraka sy mitandrina ny didiny rehetra andidiako anao anio, i Iaveh Andriamanitrao hanandratra anao ho ambonin’ny firenena rehetra…
Tso-drano ampanantenaina 1 Raha manaiky tsara ny feon’i Iaveh Andriamanitrao ianao, ka manaraka sy mitandrina ny didiny rehetra andidiako anao anio, i Iaveh Andriamanitrao hanandratra anao ho ambonin’ny firenena rehetra…
Fampahatsiahivana ny Eksaody sy ny fanekem-pihavanana 1 Niantso an’i Israely rehetra i Môizy, dia nilaza taminy hoe: Efa hitanareo izay nataon’i Iaveh teo imasonareo, tany amin’ny tany Ejipta, tamin’i Faraôna…
1 Rehefa tonga izay hiharan’izao zavatra rehetra izao aminao dia ny tso-drano sy ny ozona izay nataoko teo anoloanao ary hataonao ho zavatra tokoa indray izany any amin’ny firenena handroahan’i…
Ny asa anirahana an’i Jôsoe 1 Ary nanao izao teny izao tamin’i Israely rehetra koa i Môizy ka nanao tamin’izy ireo hoe: 2 «Efa roapolo amby zato taona androany aho…
TONONKIRAN’I MÔIZY 1 Mampandria sofina, ry lanitra, fa hiteny Aho; ary aoka ny tany hihaino ny teny haloaky ny vavako. 2 Aoka hirotsaka toa ranonorana ny fampianarako; ary hilatsaka tahaka…
Tso-dranon’i Môizy 1 Izao no tso-drano nataon’i Môizy, olon’Andriamanitra, tamin’ny zanak’i Israely, talohan’ny nahafatesany. 2 Hoy izy: «Tonga avy tany Sinaia i Iaveh, niposaka ho azy ireo avy any Seira…
Ny nahafatesan’i Môizy 1 Niakatra avy eo an-tany lemak’i Moaba i Môizy, nankany an-tendrombohitra Nebao, ao an-tampon’i Fasgà, tandrifin’i Jerikao. 2 Ary nasehon’i Iaveh azy avokoa ny tany rehetra dia…
Asain’Andriamanitra mankany amin’ny Tany Nampanantenaina 1 Rehefa maty i Môizy, mpanompon’i Iaveh, dia niteny tamin’i Jôsoe zanak’i Nona, mpanompon’i Môizy, i Iaveh nanao hoe: 2 «Efa maty i Môizy, mpanompoko,…
1 Nandefa mpisafo tany roalahy mangingina avy tany Setima i Jôsoe zanak’i Nona, nataony hoe: «Mandehana, zahao ny tany, sy i Jerikô.» Dia niainga izy roa lahy, ka tonga tao…
Ireo zavatra mialoha ny nitana 1 Dia nifoha maraina koa i Jôsoe, ka niala tany Setima izy mbamin’ny zanak’i Israely rehetra; nony tonga tao Jordany izy ireo dia nijanona teo,…