Deter 18

Ny fisoronana levitika 1 Ny mpisorona levitika, ny fokon’i Levì rehetra dia tsy mba hanana anjara na lova miaraka amin’i Israely, fa ny soron’i Iaveh atao amin’ny afo sy izay…

Deter 19

Izay nahafaty olona sy ny tanàna fialofana 1 Rehefa voaringan’i Iaveh Andriamanitrao ny firenena izay omen’i Iaveh anao ny taniny, rehefa voaroakanao izy, fa ianao no efa monina amin’ny tanànany…

Deter 20

Ny ady sy ny mpiantafika 1 «Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly aman-kalesy sy vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy fa momba anao i Iaveh…

Deter 21

Vono olona tsy hita fotony 1 «Raha misy maty vonoin’olona hita miampatra any an-tsaha amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao anao hanananao azy, ka tsy fantatra izay namono azy, 2 dia…

Deter 22

(Jereo Eks 23,4-5) 1 «Raha mahita omby na ondry mania an’ny rahalahinao ianao, dia aza ihodiviranao, fa avereno any amin’ny rahalahinao izany. 2 Raha tsy akaikinao anefa ny itoeran’ny rahalahinao,…

Deter 23

1 «Tsy hisy olona haka ny vadin-drainy na hanainga ny firakofan-drainy.» Ireo atao tsy anisan’ny fiangonana 2 «Izay torotoro vihy na tapa-pilahiana, dia tsy hiditra amin’ny fiangonan’i Iaveh. 3 Ny…

Deter 24

Fisaoram-bady 1 «Raha misy lehilahy naka vady sy efa nampakatra azy, ka avy izay tsy nahitan-dravehivavy fitia eo imasony indray, fa misy zava-mahadikidiky hitany aminy, dia aoka hanoratra taratasy fisaoram-bady…

Deter 25

1 «Raha misy fifanjihiran’olona, ka efa niseho teo anatrehan’ny mpitsara izy ireo, ary efa notsaraina, ka ny marina nafahana, ary ny meloka nohelohina, 2 raha ny kapohina no tandrify an’izay…

Deter 26

Ny santa-bokatra 1 «Rehefa tonga any amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao ho lovanao ianao, ka efa tompon-tany sy tafaorim-ponenana any, 2 dia angalao avokoa ny santatry ny vokatry ny tany…

Deter 27

Fanoratana ny lalàna 1 Ary i Môizy sy ny loholon’i Israely dia nanome izao didy izao tamin’ny vahoaka: Tandremo ny didy rehetra andidiako anareo anio. 2 Rehefa tafita an’i Jordany…