Fanis 14

Fiodinan’i Israely 1 Dia nanandra-peo nikiakiaka ny fiangonana rehetra, ka nitomany ny vahoaka nandritra iny alina iny. 2 Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna ny zanak’i Israely rehetra, ka hoy…

Fanis 15

Fanatitra ampiarahina amin’ny sorona 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka lazao azy hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany honenanareo sy omeko anareo…

Fanis 16

Niodina i Kôre sy i Datàna ary i Abirôna 1 I Kôre, zanak’i Isaara, zanak’i Kaata, zanak’i Levỳ, miaraka amin’i Datàna sy i Abirôna, zanak’i Eliaba, ary i Hôna, zanak’i…

Fanis 17

Ny fanembohana 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Ilazao i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, hanala ny fanembohana eny amin’ny may sy hanely ny afo any lavitra any,…

Fanis 18

1 Hoy i Iaveh tamin’i Aarôna: «Ianao sy ny zanakao ary ny fianakavian-drainao miaraka aminao no hitondra ny heloka momba ny fitoerana masina; ianao sy ny zanakao miaraka aminao no…

Fanis 19

Ny lavenon’ny omby vavy manja mena 1 Niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh nanao hoe: 2 «Izao no didin’ny lalàna nandidian’i Iaveh, nataony hoe: Ilazao ny zanak’i Israely…

Fanis 20

Ny ranon’i Meribà 1 Tonga tao amin’ny efitra Sina, tamin’ny volana voalohany, ny zanak’i Israely, dia ny fiangonana manontolo, ary tao Kadesy no nitoetra ny vahoaka. Tao no nahafatesan’i Maria…

Fanis 21

Azo i Hormà 1 Ren’ilay Kananeanina, mpanjakan’i Arada, nonina tao Negeba, fa hoe tamy i Israely, mihazo ny lalana mankany Atarîna, ka rafitra niady taminy, sy nahazo sambo-belona tamin’i Israely…

Fanis 22

Ny mpanjakan’i Moaba miantso vonjy amin’i Balaama 1 Dia nandroso ny zanak’i Israely ka nitoby tao amin’ny lohasahan’i Moaba, tandrifin’i Jerikao. 2 Hitan’i Balàka zanak’i Sefôra, izay rehetra nataon’i Israely…

Fanis 23

1 Hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Anangano ôtely fito eto aho, ary manomàna vantotr’ombalahy fito sy ondralahy fito eo koa.» 2 Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balaama, ary samy nanateran’i Balàka…