Apôk 10

Antomotra ny sazy farany 1 Dia nahita Anjely anankiray hafa koa aho, nidina avy any an-danitra ka rahona no nitafiany, avana no teo ambony lohany, tahaka ny masoandro ny tarehiny,…

Apôk 11

Ireo vavolombelona roa 1 Ary nomena volotara toy ny tehina aho, dia nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna, refeso ny Tempolin’Andriamanitra. 2 Avelao anefa fa aza refesina ny efitrano fidirana ivelan’ny…

Apôk 12

Fahitana an’ilay Vehivavy sy ny Dragona 1 Nony inona, nisy famantarana lehibe niseho teny an-danitra, dia Vehivavy anankiraynitafy masoandro, ny volana no teo an-tongony, kintana roa ambin’ny folo no satroboninahitra…

Apôk 13

1 Raha efa izany, dia nahita Biby anankirayniakatra avy amin’ny ranomasina aho; fito ny lohany, folo ny tandrony, satroboninahitra folo no teny an-tandrony, ary anarana fanevatevana an’Andriamanitra no tamin’ny lohany….

Apôk 14

Ireo manaraka ny Zanak’ondry 1 Nijery indray aho, ka indro nitsangana teo an-tendrombohitr’i Siôna ny Zanak’ondry; olona 144.000 no nanaraka Azy, ary voasoratra teo an-kandrin’ireo ny Anarany sy ny Anaran-dRainy….

Apôk 15

Tononkiran’i Môizy sy tononkiran’ny Zanak’ondry 1 Raha efa izany, dia nahita famantarana hafa sady lehibe no mahagaga tany an-danitra aho, dia Anjely fito nitondra loza fito farany, fa amin’ireo no…

Apôk 16

1 Ary nandre feo mahery avy tao amin’ny Tempoly aho, nilaza tamin’ny Anjely fito hoe: «Mandehana araraho amin’ny tany ny ao amin’ny kapoaka fito, feno ny fahatezeran’Andriamanitra.» 2 Dia nandeha…

Apôk 17

Ilay Vehivavy janga malaza 1 Dia nanatona ahy ny iray tamin’ny Anjely fito nitondra kapoaka fito, ka nanao tamiko hoe: «Avia, fa hasehoko anao ny fitsarana ilay Vehivavy janga malaza,…

Apôk 18

Anjely manambara ny haharavàn’i Bibilôna 1 Taorian’izany, dia hitako nidina avy any an-danitra ity Anjely anankiray hafa koa, nanam-pahefana lehibe, sy nanazava ny tany tamin’ny voninahiny. 2 Niantso tamin’ny feo…

Apôk 19

Hira fandresena any an-danitra 1 Raha efa izany, dia nisy hoatra ny feom-bahoaka betsaka tany an-danitra, reko nanao hoe: «Aleloia! An’Andriamanitra ny famonjena sy ny voninahitra ary ny hery, 2…