2Pier 1
Fiarahabana 1 I Simôna Piera, mpanompo sy Apôstôlin’i Jesoa Kristy, mamangy an’izay nahazo ny finoana sarobidy toa anay, noho ny fahamarinan’i Jesoa Kristy Andriamanitra Mpamonjy antsika: 2 Hitombo ao aminareo…
Fiarahabana 1 I Simôna Piera, mpanompo sy Apôstôlin’i Jesoa Kristy, mamangy an’izay nahazo ny finoana sarobidy toa anay, noho ny fahamarinan’i Jesoa Kristy Andriamanitra Mpamonjy antsika: 2 Hitombo ao aminareo…
Ireo mpampianatra sandoka 1 Ary toy ny nisian’ny mpaminany sandoka teo amin’ny vahoaka fahiny, no hisian’ny mpampianatra tsy marina eo aminareo koa, izay hampiditra an-tsokosoko fampianaran-diso mahavery sady handà ny…
Ny Andron’ny Tompo: Ny Mpaminany sy ny Apôstôly 1 Ry malala, ity no fanindroan’ny epistôla nosoratako ho anareo; ary izy roa dia samy entiko mampifoha ny sainareo mahitsy hitadidy tsara,…
Ny Teny tonga nofo: fomba ifandraisana amin’ny Ray sy ny Zanaka 1 Izay efa nisy hatramin’ny voalohany, sy efa renay, efa hitan’ny masonay, efa nodinihinay, ary efa notsapain’ny tananay, dia…
1 Anaka, nanoratra izany aminareo aho, mba tsy hanotanareo. Ary raha misy nanota, manana mpisolo vava ao amin’ny Ray isika, dia i Jesoa Kristy, ilay Marina. 2 Izy no sorom-pifonana…
Miaina araka ny maha zanak’Andriamanitra 1 Endrey ity haben’ny fitiavan’Andriamanitra antsika, amin’ny iantsoana antsika hoe zanak’Andriamanitra, sady tena izany tokoa isika! Fa izao tontolo izao no tsy mahalala antsika, dia…
Antoka fahatelo: mitandrin-tena amin’ireo mpanohitra an’i Kristy sy izao tontolo izao 1 Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa zahao toetra ny fanahy raha avy amin’Andriamanitra na tsia; satria…
1 Izay rehetra mino fa i Jesoa no Kristy, dia nateraka avy amin’Andriamanitra; ary izay rehetra tia Ilay niteraka Azy, dia tia Azy naterany koa. 2 Ny marika ahafantarantsika fa…
Fiarahabana 1 Izaho anti-dahy, mamangy an’Itompokovavy voafidy sy ny zanany, izay tiako araka ny marina – ary tsy izaho ihany, fa izay rehetra mahalala ny marina koa, – 2 noho…
Fiarahabana 1 Izaho anti-dahy, mamangy an’i Gaiosymalala, izay tiako araka ny marina. 2 Ry malala, iriko ho toraka ny an’ny fanahinao koa ny fanambinana ny raharahanao rehetra amam-pahasalamanao. Fiderana an’i…