Fanis 4
A. Ny Kaatita 1 Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh ka nanao hoe: 2 Isao ny taranak’i Kaata amin’ny taranak’i Levỳ, araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany…
A. Ny Kaatita 1 Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh ka nanao hoe: 2 Isao ny taranak’i Kaata amin’ny taranak’i Levỳ, araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany…
Fanesorana ny olona maloto 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: 2 «Asaovy avoaky ny zanak’i Israely any ivelan’ny toby izay rehetra boka, na voan’ny fitsihana, na…
Ny hoe «nazira» 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy mitokana noho ny voady,…
Fanatitra sarety 1 Tamin’ny andro nahavitan’i Môizy ny fananganana ny Fonenana ka nanosorany sy nanamasinany azy mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, hatramin’ny ôtely mbamin’ny fanaka rehetra momba azy koa, rehefa…
Ny jiro eo amin’ny fanaovan-jiro 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: 2 «Mitenena amin’i Aarôna, ka lazao aminy hoe: Rehefa mametraka ny lalampy eo amin’ny fanaovan-jiro ianao,…
Datin’ny Paka 1 Tamin’ny volana voalohany amin’ny taona faharoa taorian’ny nivoahany tany amin’ny tany Ejipta, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh tany an’efitra Sinaia, ka nanao hoe: 2 «Aoka ny…
Ny trômpetra 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: 2 «Manaova trômpetra volafotsy roa; ka ataovy amin’ny volafotsy tefy manta izy. Hataonao fiantsoana ny fiangonana sy fampiaingana ny…
Tabeerà 1 Nanomboka nimonomonona zavatra tsy mety tamin’ny sofin’i Iaveh ny vahoaka. Nandre an’izany i Iaveh ka nirehitra ny hatezerany ary nirehitra tamin’izy ireo ny afon’i Iaveh, ka may ny…
Monomonon’i Maria sy i Aarôna 1 Ary i Maria mbamin’i Aarôna nanome tsiny an’i Môizy noho ny amin’ny vehivavy Kosita izay efa nalainy ho vady, fa nanambady vehivavy kosita izy….
Mpisafo tany, tany Kanaana 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: 2 «Maniraha olona hisafo ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak’i Israely. Lehilahy iray isam-pokom-pianakaviana no hirahinareo;…