Fil 4

1 Koa amin’izany, ry havako malala, mamiko indrindra, fifaliako aman-tsatroboninahitro, mahareta tsara ao amin’ny Tompo araka izany, ry malalako. Torohevitra farany 2 Mangataka amin’i Evôdia aho, ary mihanta amin’i Sintikea,…

Kôl 1

Fiarahabana 1 Izaho Paoly Apôstôlin’i Jesoa Kristy, noho ny sitrapon’Andriamanitra, sy i Timote havana, 2 mamangy ny olona masina sy ny mpino havana ao amin’i Kristy Jesoa, any Kôlôsy: 3…

Kôl 2

Fiahian’i Paoly ny finoan’ny Kôlôsianina 1 Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny ady iadiako ho anareo sy ho an’ny any Laodisea mbamin’izay rehetra mbola tsy nahita maso ahy, 2 mba…

Kôl 3

Ny fiombonana amin’i Kristy efa any an-danitra, fototry ny fiainam-baovao 1 Koa raha niara-nitsangana tamin’i Kristy ianareo, dia ny zavatra any ambony, amin’izay itoeran’i Kristy eo ankavanan’Andriamanitra, no katsaho; 2…

Kôl 4

1 Ianareo tompo, manaova ny marina sy ny mety amin’ny mpanomponareo; fa fantatrareo fa manan-Tompo any an-danitra koa ianareo. Toe-tsain’apôstôly 2 Mahareta amin’ny fivavahana; ataovy amim-piambenana sy fisaorana izany. 3…

1Tes 1

Fiarahabana 1 Izaho Paoly sy i Silvano ary i Timote mamangy ny Eglizy any Tesalonika, izay ao amin’Andriamanitra Ray sy i Jesoa Kristy Tompo: 2 ho ao aminareo anie ny…

1Tes 2

Fihetsik’i Paoly teo amin’ny Tesalônisianina 1 Tenanareo no mahalala, ry kristianina havana, fa tsy foana ny fidiranay atỳ aminareo; 2 fa nony avy nampahorîna sy nalàm-baraka tany Filipy izahay, araka…

1Tes 3

Ny nanirahana an’i Timote tany Tesalonika 1 Dia tsy naharitra intsony izahay, ka naleonay nitoetra irery tany Atenina, 2 fa nalefanay i Timote rahalahinay sy mpandraharahan’Andriamanitra amin’ny Evanjelin’i Kristy hankahery…

1Tes 4

Hafatrafatra: fahamasinana sy fitiavana 1 Farany, ry kristianina havana, izao no angatahinay sy ihantanay aminareo ao amin’i Jesoa Tompo: efa nianaranareo taminay izay fitondran-tena mety hankasitrahin’Andriamanitra, sady efa arahinareo koa,…

1Tes 5

Fivononana amin’ny hiavian’ny Tompo 1 Fa ny amin’ny andro sy ny fotoana, ry kristianina havana, dia tsy ilaina akory ny hanoratanay izany aminareo, 2 satria efa mahalala marina rahateo ianareo…