Gal 6
Fitsipika samihafa momba ny fitiavana sy ny zotom-po 1 Ry kristianina havana, raha misy olona azon-javatra tsy fidiny ka diso, dia aoka ianareo olona ara-panahy hananatra azy amin-kamoram-po, sy hitandrina…
Fitsipika samihafa momba ny fitiavana sy ny zotom-po 1 Ry kristianina havana, raha misy olona azon-javatra tsy fidiny ka diso, dia aoka ianareo olona ara-panahy hananatra azy amin-kamoram-po, sy hitandrina…
Fiarahabana 1 I Paoly, Apôstôlin’i Jesoa Kristy, noho ny sitrapon’Andriamanitra, dia mamangy ny olona masina (any Efezy), mbamin’ny mpino ao amin’i Kristy Jesoa; 2 ho ao aminareo anie ny fahasoavana…
Omena maimaim-poana ny famonjena ao amin’i Kristy 1 Fahiny dia matin’ny fahadisoana amam-pahotanareo ianareo, 2 ka izany no nizoranareo, nanaraka ny satan’izao tontolo izao, sy ny lehiben’izay fahefana eny amin’ny…
I Paoly mpandraharaha ny Mistery momba an’i Kristy 1 Ary noho izany, izaho Paoly mpifatotr’i Kristy Jesoa noho ny aminareo Jentily 2 raha mba renareo ihany ny fanambaràna ny fahasoavan’Andriamanitra…
Fiantsoana mba ho iray 1 Koa mangataka aminareo aho, dia izaho izay an-tranomaizina noho ny amin’ny Tompo, mba hanao fitondran-tena mendrika ny fiantsoana niantsoana anareo, 2 amin’ny fanetren-tena sy halemem-panahy…
1 Koa aoka àry hanahaka an’Andriamanitra, toy ny zanaka malala ianareo. 2 Ary mandehana amin’ny fitiavana tahaka an’i Kristy, izaynanolo-tena tamin’Andriamanitranoho ny fitiavany antsikamba ho sorona amam-panatitra mani-pofonahamonjy antsika. 3…
1 Ianareo zanaka, maneke ao amin’ny Tompony ray aman-dreninareo, fa izany no rariny. 2 Manajà ny ray aman-dreninao,io no voalohan-didy misy teny fampanantenana, dia ny hoe: 3 mba hahita soa…
Fiarahabana 1 I Paoly sy i Timote, mpanompon’i Jesoa Kristy, mamangy ny olona masina rehetra ao amin’i Kristy Jesoa, mbamin’ny Pretrasy ny Diakra any Filipy: 2 ho ao aminareo anie…
Miombona sy manetry tena 1 Koa raha mba manana famporisihana ao amin’i Kristy koa ianareo, na manana fanalana alahelo amin’ny fitiavana ihany, raha mba misy firaisam-po amam-panahy koa amintsika, ka…
Ny lalam-pamonjena ho an’ny kristianina 1 Farany, ry kristianina havana, mifalia ao amin’ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny mamerin-teny raha manoratra aminareo, sady mahasoa anareo izany. 2 Mitandrema tena amin’ireo…