2Kôr 9

1 Raha ny amin’ny fiantrana ho an’ny olomasina, dia ambiny fotsiny no anoratako aminareo, 2 fa efa fantatro rahateo ny zotom-ponareo, ary ataoko rehareha aza ny aminareo amin’ny Masedôniana: «Efa…

2Kôr 10

Famaliany ny fiampangana azy hoe malemy 1 Ary ny tenako, izaho Paoly, mihanta aminareo noho ny halemem-panahy sy ny hatsaram-pon’i Kristy, dia izaho izay manetry tena aminareo, hono, raha eo…

2Kôr 11

Tonga voatery hidera ny tenany i Paoly 1 Enga anie ka mba handefitra hadalana kely amikoianareo! Eny, mahay mandefitra ahy tokoa ianareo. 2 Manana fahasaro-piaron’Andriamanitra ny aminareo aho, satria natolotro…

2Kôr 12

1 Mety ve ny mirehareha e? Tsy mahasoa izany, nefa aoka holazaiko ihany ny tsindrimandry sy ny fanambaràna avy amin’ny Tompo. 2 Misy olona anankiray fantatroao amin’i Kristy, efa efatra…

2Kôr 13

1 Indro, fanintelon’ny hankanesako atỳ aminareo izao. Aryhotapahina amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo ny zavatra rehetra. 2 Efa voalazako, fony aho tany aminareo fanindroany sady averiko rahateo indray, amin’izao…

Gal 1

Fiarahabana 1 I Paoly Apôstôly, tsy avy amin’olombelona, na avy amin’ny alalan’olombelona, fa avy amin’i Jesoa Kristy sy Andriamanitra Ray izay nanangana Azy ho velona, 2 mbamin’ny havana iray finoana…

Gal 2

Ny fivoriana tany Jerosalema 1 Efatra ambin’ny folo taona taorian’izany, dia niakatra tany Jerosalema indray aho; i Barnabe niaraka tamiko, i Tito nentiko koa. 2 Fanambaràna azoko no niakarako tany;…

Gal 3

Fanamarinana avy amin’ny finoana 1 Ry Galata adala! iza no dia nandrebireby anareo, nefa he fa voapetaka tsara teo imasonareo i Jesoa mifantsika! 2 Izao ihany no tiako ho fantatra…

Gal 4

Ny maha Zanak’Andriamanitra 1 Ary izao, hoy aho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy misy hafa noho ny mpanompo, na dia izy aza no tompon’ny zavatra rehetra; 2 fa…

Gal 5

Ny fahafahan’ny kristianina 1 Efa navotan’i Kristy ho amin’ny fahafahana isika, ka mijoroa amin’izany, fa aza mety hampidirina amin’ny jiogan’ny fanandevozana intsony. 2 Izao no lazaiko, izaho Paoly, aminareo: Raha…