1Kôr 15
Misy ny fitsanganan’ny maty 1 Ampahatsiaroviko anareo, ry kristianina havana, ny Evanjely notoriko taminareo, izay noraisinareo, sy niorenanareo, 2 ary hahazoanareo famonjena, raha tananareo araka ny nitoriako azy taminareo; afa-tsy…
Misy ny fitsanganan’ny maty 1 Ampahatsiaroviko anareo, ry kristianina havana, ny Evanjely notoriko taminareo, izay noraisinareo, sy niorenanareo, 2 ary hahazoanareo famonjena, raha tananareo araka ny nitoriako azy taminareo; afa-tsy…
FAMARANANA 1 Ary ny amin’ny famoriam-bola ho an’ny olona masina, dia mba manaova koa ianareo, toy ny nasaiko nataon’ny Eglizy rehetra any Galasia. 2 Amin’ny andro voalohany isan-kerinandro. 3 Ka…
Fiarahabana sy fisaorana an’Andriamanitra 1 I Paoly Apôstôlin’i Jesoa Kristy, noho ny sitrapon’Andriamanitra, sy i Timote rahalahy, mamangy ny Eglizin’Andriamanitra izay any Kôrinty, mbamin’ny olona masina rehetra eran’i Akaia manontolo:…
1 Ny tsy hiverina indray any aminareo amin’alahelo àry no hevitra tapaka tao am-poko; 2 satria raha mampalahelo anareo aho, iza indray àry no hampifaly ahy, afa-tsy izay nampalaheloviko ihany?…
1 Moa midera tena indray va izahay? Sa mila taratasy tahaka ny sasany filazan-tsoa anay na ho any aminareo, na avy any aminareo? 2 Ianareo no taratasinay voasoratra ato am-ponay,…
1 Koa tsy ketraka izahay, manana izany fandraharahana izany, araka ny famindram-po natao taminay; 2 sanatriavinay ny zava-mahamenatra atao an-katakonana; tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin’Andriamanitra; fa asehonay…
1 Fantatray fa rehefa rava ity trano lay itoeranay eto an-tany ity, manan-trano tsy nataon-tanan’olona, fa narafitr’Andriamanitra izahay, dia trano haharitra mandrakizay any an-danitra. 2 Koa misento ao anatin’ity izahay,…
1 Ka noho izahay mpiara-miasa aminy àry dia mihanta aminareo izahay mba tsy handray foana ny fahasoavan’Andriamanitra ianareo; 2 fa hoy izy:Tamin’ny fotoana tsara, nihaino anao Aho; ary tamin’ny androm-pamonjena,…
1 Noho isika manana ireo teny fampanantenana ireo àry, ry malala, dia aoka isika hanadio tena ho afaka amin’ny lotom-panahy amam-batana rehetra, ary hanatanteraka ny fanamasinan-tena amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra. 2…
Antony tokony hahafoizana 1 Mampandre anareo izahay, ry kristianina havana, fa izao no fahasoavan’Andriamanitra nomena ny Eglizy any Masedônia. 2 Na dia lehibe aza ny fahoriana nizahan-toetra azy, dia feno…